T e-ka e a Sabotsy 22 febroary 2020 7 Mpiandry TSENABEN NY ... · Loza(B ) Vazo (miv) Kilemaina TT...

1
7 Lah 1019 Toe-karena TSENABENNY FAMBOLENA SY FIOMPIANA Ho tanterahana etsy amin’ny lapan’ ny Fanatanjahantena ny FEPA 2020 www.gvalosoa.com Sabotsy 22 febroary 2020 Fanatanterahana ny volam-panjakana Nisy ny fampiofanana fanao isaky ny voalohan’ny taona HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange : 032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 PHARMACIES DE GARDE 15/02/20 hatramin’ny 22/02/2020 - IARIVO (Analakely en face Institut d'hygiène so- ciale) 020 22 224 26/020 22 699 19/034 16 326 06 - AMBANIDIA (Ambani- dia) 020 22 255 50 - MAHAVOKY (Maha- voky Andravoahangy) 020 22 255 51 - 67HA (face Eglise Lu- thérienne) 020 22 253 61 - VOLAHANTA (Anosibe près du rond point vers Soanierana) 020 22 355 09/034 24 334 86/033 86 194 15 - NANISANA (Route de Nanisana) 020 22 520 29/032 03 520 29/034 05 750 29 Mpiandry raharaha Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY MATEX Imprimerie Fametrahana 1019-02-2020 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony T ranoeva maherin’ ny 300, ahitana an’ireo kojakoja sy fitaovana ary ny vokatra avy amin’ireo mpiseha- tra amin’ny fiompiana, ny fambolena, ny jono, ny asa tanana, ny voka- tra voahodina, ny fiaro- vana ny tontolo iainana, ny tontolon’ny famat- siam-bola, no hisonga- dina mandritra ny Foire FEPA (Foire de l’Ele- vage, de la Pêche et de l’Agriculture), na Tsena- ben’ny fiompiana sy ny jono ary ny fambolena andiany faha 12, izay ho tanterahina ao amin’ ny Lapan’ny Kolon- tsaina sy Fanatanja- hantena Mahamasina, hanomboka ny 21 mey 2020, ka hatramin’ny 24 mey 2020 ho avy izao. Hetsika izay kara- karain’ny MPE (Mala- gasy Professionnel de l’Elevage), miara miasa amin’ny Ministeran’ny fambolena sy ny fiom- piana ary ny Orin’asa AR Biochem-Activo , ka mpitsidika maherin’ny 30 000 no andrasana amin’izany. Anisan’ny hampiavaka an’ity tse- naben’ny fiompiana sy ny fambolena ity ny fi- sian’ny hetsika maro samihafa entina hana- marihana ny fankala- zana ny faha-25 taona niorenan’ny MPE teto Madagasikara. Nilaza Andriamatoa Andriama- nanarivo Rabearivelo Talen’ny MPE, fa be- tsaka ireo dingana vi- tan’ny MPE nandritra ny 25 taona, ao ana- tin’izany ny fampiofa- nana ireo olona miisa 4100 eo amin’ny seha- try ny fambolena sy ny fiompiana, ny fanatan- terahana volavolan’asa miisa 171 000, tao ana- tin’ny 25 taona dia ma- herin’ny 300 ny mpi- sehatra niaraha- niasa miaraka amin’ny MPE. Nanamafy ny talen’ny MPE, fa nandroso ny sehatry ny famokarana sy ny sehatry ny fiom- piana tao anatin’ny 25 taona kanefa mbola sa- kana ny tsy faham- pian’ny fanohanana avy amin’ny fanjakana, ho fampivoarana an’ity seha-pihariana, izay fo- totry ny fampandro- soana ny toekaren’i Madagasikara ity. Franck Razakambelo Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 311 Mitsivalana - Manafina - IV – Sasa - Tararaka - Ana – Alao - (S)oa – Afo - Fia – Sa - Anatra Mitsangana - Mitaona - Avana - Rà – Fa - Asa – Tia (miv) - Farafar(a) - Isalo - Naka - Kadoa (miv) V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 1 1 0 0 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Milaza fananana – Manambatra 2. Mpanondro toerana – Lao, ary 3. Tsinjaka – Tao 4. Mahantra – Araka ny teninao 5. Hasondrotra 6. Fizaran-taona (miv) 7. Faran-teny – Sakafo (miv) – Fono-tongotra 8. Vorona 9. Kianteny – Solontena 10. Tovany – Aiza ? Mitsangana A. Taranaka fara-mandimby B. Hazandrano – Tsofoka D. Sintona E. Kanto – Mari-bola F. Marofy G. Mari-boninahi- try ny tafika H. Naoty (miv) – Avotany (miv) I. Fomba maha- zatra (miv) – Ao amin’ny fery J. Ireo tavela – Endrika K. Isa omena farany ambany Mitsivalana 1. Fahalalana 2. Olona – Rano (miv) 3. Rova – Toy 4. Fako (miv) – Tsia (miv) 5. Na – Adinoy 6. Afo – Ti 7. O.I – Rainay 8. Haingo (miv) – Dia (miv) 9. A.G – Nos(y) – Ny 10. Adala – Atao Mitsangana A Forona B. Aloka – Dago (miv) D. Hova – Ainga E. Fafana (miv) F. La – Dorana G. Fay – Aho H. Lo – Inty – Sa I. Antsoina J. Naoty – Aina K. Ary – Didio Valiny Teny mifanaraka 0310 Na Mandà Menarana Zava-maniry Naoty (BR) Vola Solika Tale tapa-doha Taova (miv) Firakotra Raisinao Kanto Kilalao (miv) Angona Fihaviana (miv) Kianteny Tsy maha- zaka toaka Ambara Loza (BL) Vazo (miv) Kilemaina TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 311 Ny fitantanan-draharaha amin'ny ankapobeny no tena nove- labelarin'ireo mpampiofana. Nisy ny fiovana hanatsarana ny fomba fiasa. Marihina fa voakasik’izao fampiofanana izao avokoa ny sampan-draharaham-panjakana rehetra aty Vaki- nankaratra, amin'ny fanatanterahana ny vinam-panjakana sy ireo tetikasa amin'ity taona 2020 ity. "Augure" no andrafetana ny lisitr'ireo mpiasa ahitana ireo "agents non déclarés, agents décédés, agents retraités».Ny olona misotro ronono dia to- kony handefa ny "admission à la retraite" enim-bolana mia- loha. Tsara ny mampahafantatra fa azo hefaina ny "billet an’ireo kaoperativa vaovao eto Antsirabe izay misehatra amin’ny fitaterana toy ny : Soatrans sy ny marohafa... Amin'ity taona ity dia hisy fanefana ireo "frais médicaux" ho an'ny olona misotro ronono. Hisy fanofanana ireo "opérateurs de saisie" amin'ny fampiasana "logiciel SIGFP" amin'ny herinan- dro ambony. Hisy koa fampiofanana mahakasika ny SPECL. Eo anivon'ny Douanes dia miara-miasa amin'ny site GasyNet amin'ny fandoavana ny droit sy taxe avy any ivelany. Niresaka momba ny fanamorana ny fepetra tokony harahina amin'ny famoahana ny entana hatrany amin'ny fahazoana azy. Eo ani- von'ny Trésorier Général indray dia nampahatsiahy fa amin'ny 28 febroary 2020 izao ny daty hanakatonana ny "calendrier budgétaire". Ho an'ny SRB kosa dia amin'ny 29 martsa 2020 no aterina ny BCSE. Noresahana ny fitantanana ireo fitao- vam-panjakana, ny tranom-panjakana sy ny biraom-panja- kana. Ny fiaram-panjakana dia tokony "mécanicien dépanneur", na mpamily sady mahay mekanika no mitondra azy. Nanokatra ny fampiofanana tamin'ny fomba ofisialy ny Préfetn'Antsirabe Andriantomponera Voahangiarimino. Nana- trika ny Tale miadidy ny Raharaha ankapobeny sy ny lafintany Ramahandriarivo Fanja. Nitarika ny fampiofanana ny avy amin'ny CRM, ny Service Régional du Budget, ny Contrôle Financier, ny Trésorerie Général, ny Douanes,ny SRSP, tao amin'ny efitrano fivoriana Faritra Vakinankaratra. Mifandray ihany raha ny asan'ireto sampandraharaha ireto, fa nasiam- panatsarana ny fitantanan-draharaha ho amin'ny tsaratsara kokoa mba hisy fiatraikany mivantana. Solohery Ny talen’ny MPE eny Nanisana

Transcript of T e-ka e a Sabotsy 22 febroary 2020 7 Mpiandry TSENABEN NY ... · Loza(B ) Vazo (miv) Kilemaina TT...

Page 1: T e-ka e a Sabotsy 22 febroary 2020 7 Mpiandry TSENABEN NY ... · Loza(B ) Vazo (miv) Kilemaina TT EE NN YY MM II FF AA N A PP A K A ° 3 1 Ny fitantanan-draharaha amin'ny ankapobeny

7Lah 1019Toe-karena

TSENABEN’NY FAMBOLENA SY FIOMPIANA

Ho tanterahana etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena ny FEPA 2020

www.gvalosoa.com Sabotsy 22 febroary 2020

Fanatanterahana ny volam-panjakana

Nisy ny fampiofanana fanao isaky nyvoalohan’ny taona

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE15/02/20 hatramin’ny

22/02/2020

- IARIVO (Analakely enface Institut d'hygiène so-ciale) 020 22 224 26/02022 699 19/034 16 326 06- AMBANIDIA (Ambani-dia) 020 22 255 50- MAHAVOKY (Maha-voky Andravoahangy)020 22 255 51- 67HA (face Eglise Lu-thérienne) 020 22 253 61- VOLAHANTA (Anosibeprès du rond point versSoanierana) 020 22 35509/034 24 334 86/033 86194 15- NANISANA (Route deNanisana) 020 22 52029/032 03 520 29/034 05750 29

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1019-02-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Tranoeva maherin’ny 300, ahitanaan’ireo kojakoja sy

fitaovana ary ny vokatraavy amin’ireo mpiseha-tra amin’ny fiompiana,ny fambolena, ny jono,ny asa tanana, ny voka-tra voahodina, ny fiaro-vana ny tontolo iainana,ny tontolon’ny famat-siam-bola, no hisonga-dina mandritra ny FoireFEPA (Foire de l’Ele-vage, de la Pêche et del’Agriculture), na Tsena-ben’ny fiompiana sy nyjono ary ny fambolenaandiany faha 12, izayho tanterahina ao amin’ny Lapan’ny Kolon-tsaina sy Fanatanja-hantena Mahamasina,hanomboka ny 21 mey2020, ka hatramin’ny24 mey 2020 ho avyizao. Hetsika izay kara-karain’ny MPE (Mala-gasy Professionnel del’Elevage), miara miasaamin’ny Ministeran’nyfambolena sy ny fiom-piana ary ny Orin’asaAR Biochem-Activo , kampitsidika maherin’ny30 000 no andrasanaamin’izany. Anisan’ny

hampiavaka an’ity tse-naben’ny fiompiana syny fambolena ity ny fi-sian’ny hetsika marosamihafa entina hana-marihana ny fankala-zana ny faha-25 taonaniorenan’ny MPE tetoMadagasikara. NilazaAndriamatoa Andriama-nanarivo RabeariveloTalen’ny MPE, fa be-tsaka ireo dingana vi-tan’ny MPE nandritrany 25 taona, ao ana-tin’izany ny fampiofa-nana ireo olona miisa4100 eo amin’ny seha-try ny fambolena sy nyfiompiana, ny fanatan-terahana volavolan’asa

miisa 171 000, tao ana-tin’ny 25 taona dia ma-herin’ny 300 ny mpi-sehatra niaraha- niasamiaraka amin’ny MPE.Nanamafy ny talen’nyMPE, fa nandroso nysehatry ny famokaranasy ny sehatry ny fiom-piana tao anatin’ny 25taona kanefa mbola sa-kana ny tsy faham-pian’ny fanohanana avyamin’ny fanjakana, hofampivoarana an’ityseha-pihariana, izay fo-totry ny fampandro-soana ny toekaren’iMadagasikara ity.

Franck Razakambelo

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 311

Mitsivalana- Manafina

- IV – Sasa

- Tararaka

- Ana – Alao

- (S)oa – Afo

- Fia – Sa

- Anatra

Mitsangana- Mitaona

- Avana

- Rà – Fa

- Asa – Tia (miv)

- Farafar(a)

- Isalo

- Naka

- Kadoa (miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00331100))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Milaza fananana – Manambatra 2. Mpanondro toerana –Lao, ary 3. Tsinjaka – Tao 4. Mahantra – Araka ny teninao 5. Hasondrotra 6. Fizaran-taona (miv) 7. Faran-teny – Sakafo(miv) – Fono-tongotra 8. Vorona 9. Kianteny – Solontena 10. Tovany – Aiza ?

Mitsangana

A. Taranaka fara-mandimby B. Hazandrano – Tsofoka D. Sintona E. Kanto – Mari-bola F. Marofy G. Mari-boninahi-try ny tafika H. Naoty (miv) – Avotany (miv) I. Fomba maha-zatra (miv) – Ao amin’ny fery J. Ireo tavela – Endrika K. Isaomena farany ambany

Mitsivalana

1. Fahalalana 2. Olona – Rano (miv) 3.Rova – Toy 4. Fako (miv) – Tsia (miv) 5.Na – Adinoy 6. Afo – Ti 7. O.I – Rainay8. Haingo (miv) – Dia (miv) 9. A.G –Nos(y) – Ny 10. Adala – Atao

Mitsangana

A Forona B. Aloka – Dago (miv) D. Hova– Ainga E. Fafana (miv) F. La – DoranaG. Fay – Aho H. Lo – Inty – Sa I. Antsoina J. Naoty – Aina K. Ary –Didio

Valiny Teny mifanaraka 0310

Na

Mandà

Menarana

Zava-maniry

Naoty (BR)

Vola

Solika

Tale tapa-doha

Taova (miv)

Firakotra

Raisinao

Kanto

Kilalao (miv)

Angona

Fihaviana(miv)

Kianteny

Tsy maha-zaka toaka

Ambara

Loza (BL)

Vazo (miv)

Kilemaina

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 311

Ny fitantanan-draharaha amin'ny ankapobeny no tena nove-labelarin'ireo mpampiofana. Nisy ny fiovana hanatsarana nyfomba fiasa. Marihina fa voakasik’izao fampiofanana izaoavokoa ny sampan-draharaham-panjakana rehetra aty Vaki-nankaratra, amin'ny fanatanterahana ny vinam-panjakana syireo tetikasa amin'ity taona 2020 ity. "Augure" no andrafetanany lisitr'ireo mpiasa ahitana ireo "agents non déclarés, agentsdécédés, agents retraités».Ny olona misotro ronono dia to-kony handefa ny "admission à la retraite" enim-bolana mia-loha. Tsara ny mampahafantatra fa azo hefaina ny "billetan’ireo kaoperativa vaovao eto Antsirabe izay misehatraamin’ny fitaterana toy ny : Soatrans sy ny marohafa... Amin'itytaona ity dia hisy fanefana ireo "frais médicaux" ho an'nyolona misotro ronono. Hisy fanofanana ireo "opérateurs desaisie" amin'ny fampiasana "logiciel SIGFP" amin'ny herinan-dro ambony. Hisy koa fampiofanana mahakasika ny SPECL.Eo anivon'ny Douanes dia miara-miasa amin'ny site GasyNetamin'ny fandoavana ny droit sy taxe avy any ivelany. Niresakamomba ny fanamorana ny fepetra tokony harahina amin'nyfamoahana ny entana hatrany amin'ny fahazoana azy. Eo ani-von'ny Trésorier Général indray dia nampahatsiahy fa amin'ny28 febroary 2020 izao ny daty hanakatonana ny "calendrierbudgétaire". Ho an'ny SRB kosa dia amin'ny 29 martsa 2020no aterina ny BCSE. Noresahana ny fitantanana ireo fitao-vam-panjakana, ny tranom-panjakana sy ny biraom-panja-kana. Ny fiaram-panjakana dia tokony "mécaniciendépanneur", na mpamily sady mahay mekanika no mitondraazy. Nanokatra ny fampiofanana tamin'ny fomba ofisialy nyPréfetn'Antsirabe Andriantomponera Voahangiarimino. Nana-trika ny Tale miadidy ny Raharaha ankapobeny sy ny lafintanyRamahandriarivo Fanja. Nitarika ny fampiofanana ny avyamin'ny CRM, ny Service Régional du Budget, ny ContrôleFinancier, ny Trésorerie Général, ny Douanes,ny SRSP, taoamin'ny efitrano fivoriana Faritra Vakinankaratra. Mifandrayihany raha ny asan'ireto sampandraharaha ireto, fa nasiam-panatsarana ny fitantanan-draharaha ho amin'ny tsaratsarakokoa mba hisy fiatraikany mivantana.

Solohery

Ny talen’ny MPE eny Nanisana