T e-ka e a Talata 3 marsa 2020 7 Mpiandry « T M Distrikan ...€¦ · T e-ka e a Lah 1023 7 « T...

Post on 03-Jul-2020

6 views 0 download

Transcript of T e-ka e a Talata 3 marsa 2020 7 Mpiandry « T M Distrikan ...€¦ · T e-ka e a Lah 1023 7 « T...

7Lah 1023Toe-karena

« TATIEMARIAGE »

Manampy ny tanora sahirana amin’nyfiatrehana ny fanambadiany

www.gvalosoa.com Talata 3 marsa 2020

Distrikan’i Mahanoro

Mijoro ny komity mpiaro ny vokatra lavanila

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE29/02/20 hatramin’ny

07/03/2020

- ANALAKELY (En faceTAHALA RARIHASINA)020 22 236 81/ 033 90338 34 / 034 48 788 96

- MAHASOAVA (PrèsBNI Antsakaviro) 020 22329 85

- MANJAKARAY (Lot II DTer Manjakaray) 020 22456 78/032 12 456 78

- ANKADIFOTSY (Anka-difotsy) 020 22 22207/034 22 222 07/033 85991 20/032 24 705 51

- TANA (Antsahavola)020 22 207 17/033 05207 17/034 05 20717/032 05 207 17

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:gvalosoa@yahoo.com

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1023-03-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Sahirana ny mpivadytanora amin’ny fika-rakarana ny lano-

nam-panambadiana. Ma-tetika te hiezaka hanaolanonana manetriketrikatahaka ny zanaka mpane-foefo izy ireo, kanefa tsyampy ny vola eo am-pela-tanana hiatrehana izany.Nilaza ny tompon’andraki-tra iray mpikarakara nylanonam-panambadiana,i “TatieMariage”, fa mian-kina betsaka amin’ny za-vatra mitranga sy nyzavatra iainan’ny mpivadyno ahafahan’ireto faranymanatanteraka ny fahafa-ham-pon’ny mpanjifa syny vahiny, izay efa na-sainy hiatrika ny lano-nana. Nandray anjaratamin’ny hetsika “Salonde Mariage et de la Re-ception” andiany faha 12,izay notanterahina tetsyamin’ny Lapan’ny Kolont-saina sy ny Fanatanja-hantena, Mahamasina ny28 Febroary 2020 ka ha-tramin’ny 29 Febroary2020 lasa teo ny tom-pon’andraikitra ao amin’ny mpikarakara “Mariage”i “Tatie Mariage”, nampa-hafantatra ireo tolotra

misy ao amin’izy ireo ma-noloana ny fiatrehana nylanonam-panambadianairay. Nilaza ny tompon’an-draikitra iray aoamin’i “Ta-tieMariage”, fa mananaakanjo “Robe Mariée”isan-karazany izy ireo arymikarakara lanonam-pa-nambadiana, manom-boka amin’ny voalohany,ka hatramin’ny farany “DeA à Z”. Nanohy nanazavany tompon’andraikitra aoamin’i “Tatie Mariage”, famikarakara sakafo, “Sallede Reception”, ny fiara“Tête de Cortège” izyireo. Marihina fa nanom-

boka ny taona 1993 no ni-joroan’i “Tatie Mariage”dia efa betsaka ny lano-nam-panambadiana no-raisin’izy ireo an-tananaary efa maro mpahafanta-tra ity mpikarakara lano-nam-panambadiana ityamin’izao fotoana izao.Raha misy olona liana tehahafantatra bebe kokoany tolotra dia 03411 51805 ny laharana finday ary“Tatie Maman Mariage”no pejin’ny tambazotra“Facebook”.

Franck Razakambelo

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 312

Mitsivalana- Lasantsy

- T/ale – Maso

(miv)

- Mamo

- Bibilava

- Anana – Do

(miv)

- Razana (miv)

- Soa – Hira (miv)

Mitsangana- Lamba

- Alainao

- Sembana

- (V)oina

- No – Laza

- Tsia – Ar

- Sa – Vory

- Daomy (miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00331111))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Faly sy ravo 2. Soloina – Tampisaka 3. Sakafo – Mariho 4. Lafy 5. Solfa – Fanampin’anarana – Mari-danja 6. Be taona– Mpanondro toerana 7. Faran-teny – Maika sy faingana 8. Mpanafaka masina (miv) – Efaina 9. Marina (miv) – Tsirin-teny Iharana 10. Hita amin’ny vorona sy biby manidina – Mam-pisafidy

Mitsangana

A. Marihinay B. Vonjenay D. Tovona – Antsasaky ny solikaE. Fivoy amin’ny kodiaran-droa F. Manambara (miv) G. Tsinjo– Mari-bola H. Tsy fahampian-tsakafo I. Tsy masaka (BL) –Esotra J. Sondrotra K. Haja sy voninahitra – Azera, ravaina

Mitsivalana

1. Antsika – Sy 2. Ao – Foy 3. Korana– Asa 4. Ory – Aminao 5. Hakarina 6. Fararano (miv) 7. Na – Vary (miv) –Ba 8. Railovy 9. No – Iraka 10. Ampio– Aia ?

Mitsangana

A Ankohonana B. Orana – OM D. Tarika

E. Soa – Ariary F. Narary G. Amiraly

H. Fa (miv) – Arovanay (miv) I. Fanao

(miv) – Vay J. Sisa – Bika K. Aotra

Valiny Teny mifanaraka 0311

Hekitara (miv)

Ilaina @lakana

Naoty

Potika

Fiandohan’nytrosa

Mitempo

Marihiny

Zaodahy (miv)

Hazo tapaka

Milazafotoana

Noraisina

Voankazo

Ray aman-

dreny

Vahoaka

Ambony

Heloka

Marika (BR)

Fonenana (BR)

Asa

Voaray

Areti-nify

Biby misy

akora

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 312

Ho fiadiana amin’ny halatra ny vokatra fanondrana la-vanila any amin’ny distrikan’i Mahanoro, faritra Atsina-nana, mijoro any an-toerana isam-pokontany amin’izaofotoana ny komity miaro ny vokatra lavanila, komity ka-razan’ny mpampihàtra dina ifampifehezana eo amin’nymponina. Miara-miasa amin’ny fokonolona izy ireoamin’ny fanenjehana ireo dahalon’ny lavanila ary ma-nolotra ireo tratra any amin’ny mpitandro filaminana,mba ho fisorohana ny fitsaram-bahoaka. Vokatra tokoany lavanila tany amin’iny faritra iny tamin’ity taom-pa-mokarana ity, saingy- ny olana dia io halatra io. Ankoa-tra izany, sahirana amin’izao fotoana ny mponina anyamin’ny distrikan’i Mahanoro faritra Atsinanana, voka-try ny tondra-drano, noho ny andro ratsy namely nytany amin’iny faritra iny, andro vitsivitsy lasa izay. Nohoizany mbola miantso fanampiana amin’ny malala-ta-nana izy ireo, araka ny fanambarana nataon’ny depiotevoafidy tany amin’ity distrika ity, Rakotoson Hubert.

AlyNy Salon de Mariage tetsy Mahamasina ny herinandro teo.