T e-ka e a Talata 17 desambra 2019 7 M˜ˇa ...T e-ka e a Lah 997 7 ANTENIMIERANDOHOLONA Lany tao ny...

1
7 Lah 997 Toe-karena ANTENIMIERANDOHOLONA Lany tao ny volavolan-dalàna miisa 3 mahakasika fampandrosoana www.gvalosoa.com Talata 17 desambra 2019 Ny Lapan’ny Antenimierandoholona etsy Anosikely. HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange : 032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 PHARMACIES DE GARDE 14/12/19 hatramin’ny 21/12/19 - MANJAKARAY, Lot II D Ter Manjakaray, tel 020 22 456 78/032 12 456 78 - ANKADIFOTSY, tel 020 22 222 07/034 22 222 07/033 85 991 20/032 24 705 51 - ANALAKELY, en face Tahala Rarihasina, tel 020 22 236 81/ 033 90 338 34 - TANA Antsahavola, tel: 020 22 207 17/ 033 05 207 17/ 032 05 207 17 - MAHASOAVA, près BNI Antsakaviro, tel 020 22 329 85 Mpiandry raharaha Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY MATEX Imprimerie Fametrahana 996-12-19 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony V olavolan-dalàna miisa 3 mahakasika fampandrosoana no lany teny anivon’ny Ante- nimierandoholona ny fa- ran’ny herinandro teo. Naharitra roa andro no nandinihan’ireo senate- ran’i Madagasikara izany. Teo ny fandanian’izy ireo ny volavolan-dalàna laha- rana faha-006/2019 ta- min’ny 30 oktobra 2019, manome alalana ny fifa- naovana-tsonia mikasika ny fampindramam-bola, izay mitentina 37 382 300 000 Ariary, ho fanamboa- rana ny tetezan’i Man- goky, natao ny 17 se- ptambra 2019 teo amin’i Madagasikara sy ny “Fond de l’OPEP pour le développement Interna- tional (OFID). Tetik’asa izay haharitra 5 taona. Lany tetsy Anosikely ny volavolan-dalàna laha- rana faha-008/ 2018 ta- min’ny 20 Novambra 2019 manome alalàna ny fifanaovan-tsonia mika- sika ny fampindramam- bola, izay mitentina 40 877 400 000 Ar ny “Pro- gramme Catastrophe De- ferred Drawdown Option (CAT DDO) , teo amin’ny Repoblikan’i Madagasi- kara sy ny “Agence Fran- çaise de Développement (AFD)”. Ary ny volavolan- dalàna laharana faha- 011/2019 tamin’ny 04 desambra 2019 manome alalàna ny fifanaovana- tsonia mikasika ny fam- pindramam-bola, izay mitentina 518 145 600 000 Ar ny “Projet d’Appui à la connectivité des Nosy Ve Toerana kanto mahasarika mpizahatany any Toliara II faritra Atsimo Andrefana Nosy Ve any Toliara II, faritra Atsimo Andrefana. Toerana kanto mahasarika mpizahatany any amin’ny distrikan’i Toliara II, faritra Atsimo Andrefana i Nosy Ve, eo ampitan'i Anakao no misy azy. Toerana tena maha- finaritra, ahitana vorona karazany maro tsy hita afa tsy eto Madagasikara, eo koa ny tora-pasika na plage tena tsara. Raha hitsangatsangana any, avy any Anakao dia 20.000 Ar isan’olona, mandeha lakam-bezo. Ny droit de visite, na ny sara ahafahana mitsidika azy dia 5.000 Ar ho an’ny Malagasy ary 25.000 Ar ho an’ny vahiny. Ireo mpitondra lakana any amin’izany faritra izany ihany no miketrika momba izay fikarakarana fitsangat- sanganana any Nosy Ve izany, ary rehefa avy manao fitsidihana dia misy ny fikarakarana sy fandrosoana sa- kafo, toy ny trondro atono. Ankoatra izany, misy koa ny sakafo hafa isan-karazany toy ny langouste sy ny ha- zandrano samihafa. Aly Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 304 Mitsivalana - Mandrakaé - Ala - Ia (Miv) - Mitondra - Tiana (Miv) - Nao - Sain(a) - Niaina - Ity - Om Mitsangana - Mamangy - Alina - Nataony - O.I - Rantsan(a) - Dia (Miv) - (M)ay - Ony (Miv) - Man- daka (Miv) V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 0 0 3 3 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Zanaka aman-jafiny 2. Tsy marina (Miv) - Rova (BR) 3. Mpa- nakanto malaza fahiny 4. Feo miverina - Lehiben’ny orinasa (Miv) 5. Malahelo (Miv) - Osy bory rambo 6. Fanontaniana - Fi- taovam-piadiana 7. Fiandohan’ny sivana - Biby fiompy (Miv) 8. Renirano - Naoty - Teny manohitra 9. Faranteny - Notaperi- nay (Miv) 10. Foto-tenin’ny mifanaiky - Vato votsy Mitsangana A. Antsoina matetika miaraka amin’ny masoandro - Misy ny anjely mainty (Miv) B. Fofenanay D. Sakafon-jaza E. Tao - Tsirin-teny Iharana - Litera mitovy F.Nifintina - Tovona G. Ma- rary saina - Hery sy tanjaka H. Hita amin’ny biby sasantsa- sany - Menaka (BR) I. Kiady (Miv) - Vazo masina (Miv) J. Maimbo (Miv) K. Polisy miafina Mitsivalana 1. Mena vava 2. Afaka - No 3. Nay - Itasy 4. Ginaé - Avana (Miv) 5. Ana - Ory - OM 6. Ha - Alaotra 7. Nana (Miv) - Dio (Miv) 8. Zanakao 9. Ririnina (Miv) 10. Mianiana Mitsangana A Mangahazo B. Efaina D. Naina - Anay E. Ak(o) - Anana F. Vay - Nikalo (Miv) G. Taranany H. Voanio - O, I, A I. Sa - To - RN J. Nivory - Ia K. Do - Radama (Miv) Valiny Teny mifanaraka 0303 Biby ana’la Esotra Tarehy (Miv) Naoty Sa Faritra Fifanarahana Mpanodina ro- nono (Miv) Soloy Mpanoritra Ao @ laka Ino Lehiben’antoko Orinasa Raisina Miantrano Mpilatsaka ho fidiana Tampisaka Marika Mpanondro Heloka Iray manontolo Diky (mIV° TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 304 transports (PACT), teo amin’ny Repoblikan’i Ma- dagasikara sy ny “Asso- ciation Internationale pour le Développement (IDA). Tetikasa izay haharitra 5 taona. Ny famatsiam-bola avy any ivelany toy izao dia tsy maintsy haha- zoana fankatoavana avy amin’ny parlemanta ha- trany ny hampiharana azy. Niaina

Transcript of T e-ka e a Talata 17 desambra 2019 7 M˜ˇa ...T e-ka e a Lah 997 7 ANTENIMIERANDOHOLONA Lany tao ny...

Page 1: T e-ka e a Talata 17 desambra 2019 7 M˜ˇa ...T e-ka e a Lah 997 7 ANTENIMIERANDOHOLONA Lany tao ny volavolan-dalàna miisa 3 mahakasika fampandrosoana Talata 17 desambra 2019 HJRA

7Lah 997Toe-karena

ANTENIMIERANDOHOLONA

Lany tao ny volavolan-dalàna miisa 3mahakasika fampandrosoana

www.gvalosoa.com Talata 17 desambra 2019

Ny Lapan’ny Antenimierandoholona etsy Anosikely.HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE14/12/19 hatramin’ny

21/12/19

- MANJAKARAY, Lot IID Ter Manjakaray, tel 02022 456 78/032 12 456 78

- ANKADIFOTSY, tel 02022 222 07/034 22 22207/033 85 991 20/032 24705 51

- ANALAKELY, en faceTahala Rarihasina, tel020 22 236 81/ 033 90338 34

- TANA Antsahavola, tel:020 22 207 17/ 033 05207 17/ 032 05 207 17

- MAHASOAVA, près BNIAntsakaviro, tel 020 22329 85

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 996-12-19Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Volavo lan-da lànamiisa 3 mahakasikafampandrosoana no

lany teny anivon’ny Ante-nimierandoholona ny fa-ran’ny herinandro teo.Naharitra roa andro nonandinihan’ireo senate-ran’i Madagasikara izany.Teo ny fandanian’izy ireony volavolan-dalàna laha-rana faha-006/2019 ta-min’ny 30 oktobra 2019,manome alalana ny fifa-naovana-tsonia mikasikany fampindramam-bola,izay mitentina 37 382 300000 Ariary, ho fanamboa-rana ny tetezan’i Man-goky, natao ny 17 se-ptambra 2019 teo amin’iMadagasikara sy ny“Fond de l’OPEP pour ledéveloppement Interna-tional (OFID). Tetik’asaizay haharitra 5 taona.Lany tetsy Anosikely nyvolavolan-dalàna laha-rana faha-008/ 2018 ta-min’ny 20 Novambra2019 manome alalàna nyfifanaovan-tsonia mika-sika ny fampindramam-bola, izay mitentina 40877 400 000 Ar ny “Pro-gramme Catastrophe De-ferred Drawdown Option

(CAT DDO) , teo amin’nyRepoblikan’i Madagasi-kara sy ny “Agence Fran-çaise de Développement(AFD)”. Ary ny volavolan-dalàna laharana faha-011/2019 tamin’ny 04desambra 2019 manomealalàna ny fifanaovana-tsonia mikasika ny fam-pindramam-bola, izaymitentina 518 145 600000 Ar ny “Projet d’Appuià la connectivité des

Nosy Ve

Toerana kanto mahasarika mpizahatany any Toliara II faritraAtsimo Andrefana

Nosy Ve any Toliara II, faritra Atsimo Andrefana.

Toerana kanto mahasarika mpizahatany any amin’nydistrikan’i Toliara II, faritra Atsimo Andrefana i Nosy Ve,eo ampitan'i Anakao no misy azy. Toerana tena maha-finaritra, ahitana vorona karazany maro tsy hita afa tsyeto Madagasikara, eo koa ny tora-pasika na plage tenatsara. Raha hitsangatsangana any, avy any Anakao dia20.000 Ar isan’olona, mandeha lakam-bezo. Ny droitde visite, na ny sara ahafahana mitsidika azy dia 5.000Ar ho an’ny Malagasy ary 25.000 Ar ho an’ny vahiny.Ireo mpitondra lakana any amin’izany faritra izanyihany no miketrika momba izay fikarakarana fitsangat-sanganana any Nosy Ve izany, ary rehefa avy manaofitsidihana dia misy ny fikarakarana sy fandrosoana sa-kafo, toy ny trondro atono. Ankoatra izany, misy koa nysakafo hafa isan-karazany toy ny langouste sy ny ha-zandrano samihafa.

Aly

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 304

Mitsivalana- Mandrakaé

- Ala - Ia (Miv)

- Mitondra

- Tiana (Miv)

- Nao - Sain(a)

- Niaina

- Ity - Om

Mitsangana- Mamangy

- Alina

- Nataony

- O.I

- Rantsan(a)

- Dia (Miv) - (M)ay

- Ony (Miv) - Man-

daka (Miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00330033))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana1. Zanaka aman-jafiny 2. Tsy marina (Miv) - Rova (BR) 3. Mpa-nakanto malaza fahiny 4. Feo miverina - Lehiben’ny orinasa(Miv) 5. Malahelo (Miv) - Osy bory rambo 6. Fanontaniana - Fi-taovam-piadiana 7. Fiandohan’ny sivana - Biby fiompy (Miv) 8. Renirano - Naoty - Teny manohitra 9. Faranteny - Notaperi-nay (Miv) 10. Foto-tenin’ny mifanaiky - Vato votsy

MitsanganaA. Antsoina matetika miaraka amin’ny masoandro - Misy nyanjely mainty (Miv) B. Fofenanay D. Sakafon-jaza E. Tao -Tsirin-teny Iharana - Litera mitovy F.Nifintina - Tovona G. Ma-rary saina - Hery sy tanjaka H. Hita amin’ny biby sasantsa-sany - Menaka (BR) I. Kiady (Miv) - Vazo masina (Miv) J. Maimbo (Miv) K. Polisy miafina

Mitsivalana

1. Mena vava 2. Afaka - No 3. Nay -Itasy 4. Ginaé - Avana (Miv) 5. Ana -Ory - OM 6. Ha - Alaotra 7. Nana(Miv) - Dio (Miv) 8. Zanakao 9. Ririnina(Miv) 10. Mianiana

Mitsangana

A Mangahazo B. Efaina D. Naina - AnayE. Ak(o) - Anana F. Vay - Nikalo (Miv) G. Taranany H. Voanio - O, I, A I. Sa -To - RN J. Nivory - Ia K. Do - Radama(Miv)

Valiny Teny mifanaraka 0303

Biby ana’la

Esotra

Tarehy (Miv)

Naoty

Sa

Faritra

Fifanarahana

Mpanodina ro-

nono (Miv)

Soloy

Mpanoritra

Ao @ laka

Ino

Lehiben’antoko

Orinasa

Raisina

Miantrano

Mpilatsaka hofidiana

Tampisaka

Marika

Mpanondro

Heloka

Iray manontolo

Diky (mIV°

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 304

transports (PACT), teoamin’ny Repoblikan’i Ma-dagasikara sy ny “Asso-ciation Internationale pourle Développement (IDA).Tetikasa izay haharitra 5taona. Ny famatsiam-bolaavy any ivelany toy izaodia tsy maintsy haha-zoana fankatoavana avyamin’ny parlemanta ha-trany ny hampiharanaazy.

Niaina