NY VALOSOA VAOVAO | NY VALOSOA VAOVAO ......Antananarivo Reni-vohitra (CUA) tamin’ ity herinandro...

Post on 08-Nov-2020

10 views 0 download

Transcript of NY VALOSOA VAOVAO | NY VALOSOA VAOVAO ......Antananarivo Reni-vohitra (CUA) tamin’ ity herinandro...

5Lah 994Samihafawww.gvalosoa.com

(Sal. 34. 12-16). I Petera 3:12

Fa ny mason'ny Tompo dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fi-

tarainany; fa ny tavan'ny Tompo dia tezitra amin'ny mpanao ratsy".

Ny TeNy FiaiNaNa

AMBOHiTRAKEly BORiBORiTANy FAHA-3

Nametraka “buse” miisa 7, sy nandrakotra

tara ny arabe teo amboniny ny CUA

Alakamisy 12 desambra 2019

Ny fanamboarana nataon’nyCUA teny Ambohitrakely.

Salamo 119: 18-20 “Ampahirato nymasoko mba hahitako zava-maha-gaga ao amin’ ny lalànanao. Vahinyety an-tany aho, aza afeninao ahy nydidinao. Torotoro ny fanahiko nohony faniriany ny fitsipikao mandraka-riva”.

Ry mpihaino sy mpamaky, raha misyzanaka tiana dia izy no azo antoka, ito-kiana sy iaraha-miasa. Tahaka izanykoa IZAHO JEHOVAH sy ianao. Ha-taoko JEHOVAH ahoana moa nohiara-miasa amin’ ny olona izay tsymahalala izay ao am-poko akory, tsymahafantatra ny programako, tsy minoizay lazaiko, tsy mitady izay mahasoafa mandeha amin’ ny saina, miasaamin’ ny eriterertiny, matoky ny fony,tsy manana zava-panahy, mandrositraFahamarinana, mankahala famonjena,manangana mpanjaka ho azy, mano-rina firenena izay tsy avy Amiko akory,tsy matahotra izay ho avy, mitoetra eoamin’ ny maizina mandrakariva, modytsara ao anaty fahazavana, kanefa mi-sotro fangidiana mamono, raha misa-fidy dia fahafatesana, raha mitia diafankahalana, raha mihaino dia zava-poana, raha miteny dia ratsy manohitrafahatsarana. Izany teny ambarako ami-nareo izany dia efa ilay notenenikoomaly hoe tenim-pahendrena, tenim-pahasoavana, teny fahalalana, teny fa-monjeny, teny famindram-po, tenim-pahamarinana ary Fahamasinana.Izany no tao amin’ ny Solomona. Rahamisy ho tafakatra ambony toy ny vo-rona, tsy mba mijery ambony fa man-dinika ny ambany mandrakariva aryizay eo amin’ ny tany kosa dia mian-drandra tsy misy farany manantenaizay mitoetra any amin’ ny ambony in-drindra tsy hitan’ ny masony. Rahamisy ny mahay mihaino ka mitahiryizay ao am-pony dia izy no hamoakany Fahamarinako amin’ ny fotoana re-hetra ilana azy. Izay maniry fiadananatsy maintsy mandeha amin’ ny Faha-marinana. Izay te-ho sambatra dia tsymaintsy manaiky ny mpamonjiny izaynomena azy. Izay mangetaheta ny fa-nahiny ho vonjena tsy maintsy mikolo-kolo ny vatany ny sainy ary ny fony.Katsaho ary ny Fahamarinana fa Fa-hendrena izany. Izay noforonin’ ny Ta-nako JEHOVAH, izay naloaky ny vava-ko JEHOVAH, izay nobanjinin’ ny ma-soko JEHOVAH, AHY avokoa ireny no-meko ny zanak’ olombelona te-hahitafiainana. Mandrenesa, toy ny fiainanamahavelona ireny, mandra-pahaton-gan’ ny fiafaran’ izao tontolo izao. Efamba nodinihanareo va ny Heriko? Efamba tsapanareo va ny Fahefako? Efamba nofantarinareo va ny zava-mia-fina? Lazao Amiko hoe? Impiry ianareono namorona toy izany? toa fahafate-sana. Impiry ianareo no miteny toyizany? toa fandringanana. Miverena aoamin’ izay nolazaiko fa izay no tenafiainana. Mifampiaerà sy mifampilazàfa marina avokoa izay AHY JEHOVAHrehetra. Ampahirato ny mason’ izanymatory izany. Torio eny amin’ ny tontolorehetra misy fa na dia ny biby any an’ala aza mitolagaga, ny voro-manidinatsy hehetsika, izay mandady amin’ nytany tsy mikisaka intsony. Fa ny olom-belona kosa hiaiky izay tsy hitan’ nymasony ary hino zava-miafina. Raho-viana ihany vao mba hisy sahy hitenyeo anatrehan’ ny manam-pofon’ ainave? Ny manam-pahaizana ve? Nymanam-pahalalana ve? Ny mpitondrafanjakana ve? Ny mpandalina sy mpa-hay tao-zavatra fa avy Amiko JEHO-VAH ny zavatra rehetra. Takaro izany

fa ho fantatrao. Fantaro izany fa ho hai-nao. Antsoy ny lalina fa hiseho. Antsoyny mazava fa hiposaka. Antsoy ny ma-rina fa hiharihary. Ary antsoy AHO diaho hitanao hatrany amin’ izay voalazatany aloha fa ny solofon’ i Jese no ha-napaka izao tontolo izao tsy azo afe-nina. Rehefa tonga ny fotoana iza nohahasakana ary raha miteny izay efanomanina iza no tsy hihaino. Raha izaymbola tsy nisy no hitan’ ny olona, izaynampanantenaina no avoaka, iza notsy hankalaza tsy hanome Voninahitra.Dia ireo voalaza rehetra tany aloha taoaminareo mpanompoko isan-tokonyavy. Hitory ianao? Mitory an’ iza. Ham-pianatra? Hampianatra inona? Hilazazava-miafina? Avy amin’ iza? Hitahiry?Iza no tehirizina? Jereo ny Teniko mi-kasika ireo mpanompoko dimy. Tenikoizany, heriko izany, tanterahiko izany.Tsy misy miloaka ny vavako ka miva-lona, tsy misy manohy izany. Tsy misyhery tsy miavoaka tamin’ ny fotoananyka miverina tahaka ny maty izany. Tsymisy fanapahana notendrena ka tsyamoahana mpanjaka hitondra, tsymaintsy amin’ ny fotoanany koa ireny.Tsy misy Fanjakana nambara fa ho avyka nahoana no tsy aharihary amin’ nyfotoanany. Zava-dalina ao amin’ ny Fa-nahiko izany. ?????????. Nahoana reno dia izao sisa no fiafaran’ ny tany e?maina, kina, feno mosary. Nahoana reny olombelona no dia mora hozongo-zonina miaina. ??????????. Nahoanare no dia mora manakalo ny fahalalan’izao tontolo izao ny olombelona nofo-roniko tamin’ ny Fahefako sy ny Teniko.Aza avela hisy hamitaka anareo naamin’ ny Teny na amin’ ny fomba naamin’ ny fanao fa raha misy ny ataohoe ady dia misy ny atao hoe resy namandresy. Izay ao Amiko JEHOVAHdia mandresy, izay tsy ao Amiko kosadia resy. Izay Avy Amiko tsy miady faizay manana ady dia IZAHO no miadyho azy ao amin’ i JESOSY. Izay mana-raka an’ i JESOSY dia mpandresy. Nyatao hoe resy dia tsy tafarina intsony,tsy tafavoaka intsony. Ataovy ny sitra-poko fa izany manao izany dia mahitafiainana mandrakizay. Mahita izay mi-tady AHY, manana antoka izay minoan’ i JESOSY ary tafatoetra izay aoanatin’ ny Fanjakako. Tehirizo ny Fa-hendren’ ny Lanitra, atsipazo anaty afoizay an’ ny tany. Mifahara amin’ nyTeny Masina. Misikina amin’ ny Faha-lalana, mitsangana amin’ ny Fahama-rinana; mitoera amin’ny Fahamasina-na. Aza menatra manambara fa fanati-pitahina tahaka ny vakana ireny tsymisy farany, mandra-pahatongan’ nyfetra. Tsy misy fetra ny fahalalana rahatsy tonga eo anatrehako amin’ ny fo-toana.

Amen! Mbola hitohy.

Amen! JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKIZAYTelephone : 033 12 461 43, 034 44966 48E-mail: jehovahandriamanitra@gmail.comFacebook : Jehovah AndriamanitrapageRadio: - Antsiva, FM 97.6, Alarobiamaraina 5ora 45min- 6ora- Soa Radio, FM 96.8, Alahadymaraina 6ora 30min -7 ora- RMK, FM 102.4, Asabotsy 12ora -12 ora 30minGazety efa miara-miasa, Ny ValosoaVaovao (www.gvalosoa.com): mi-voaka Talata sy Asabotsy

Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontoloizao (GV 174), Madagasikara 08 desambra 2019

Vitan’ny KaomininaAntananarivo Reni-vohitra (CUA) tamin’

ity herinandro ity ny fano-loana bizo (buse), izaymiisa fito, tao ambanin’nyarabe teny AmbohitrakelyBoriboritany faha-3. Re-hefa voapetraka ireo bizodia naverina tamin’ny lao-niny norakofana tara koany arabe teo amboniny.Nisy fahasimbana izanybizo izany, ka nampidi-doza sy niteraka fofonaary nampitaraina ny mpo-nina mipetraka eny amin’ity faritra ity ny fahasim-ban’izany fotodrafitr’asaizany, ka izay indrindra nonahatonga ny KaomininaAntananarivo Renivohitranandray ny andraikitra arynanatanteraka avy ha-trany ny asa fanamboa-rana. Tsara ny manama-rika fa ireo ekipa avy aoamin’ny sampan-draha-

rana misahana ny foto-drafitrasa avy ao amin’nyCUA no nanatanteraka nyasa araka ny toromarikaavy amin’ny ben’ny ta-nàna Lalao Ravaloma-nana ary izy ireo ihanykoa no niantoka ny fitao-vana rehetra nilaina ta-min’izany. Faly sy nanka-sitraka ny CUA ny mpo-

nina noho ny fahavitan’izany fotodrafitr’asa izanyary nangataka ihany koany hitohizan’ny asa. Etsyandaniny kosa dia nanaofanentanana ny Talen’nysampan-draharaha misa-hana ny fotodrafitr’asa eoanivon’ny CUA, RATO-VOHERY Henri, mba ha-najan’ny tsirairay izanyfananana iombonana iza-ny satria « Antananarivodia soa iombonan’ny Ma-lagasy ». Tsy hijanona ha-treo ny asa fanamboa-rana foto-drafitr’asa izayataon’ny kaominina Anta-nanarivo Renivohitra, fambola hitohy maneranany boriboritany enina ami-n’ireo fahasimbana izayhita, indrindra amin’izaofotoam-pahavaratra izao,noho ny hafitsoky ny ranovokatry ny orana.

Aly

Ireo mpitantana ny Boriboritany voalohany, nampahafantatrany momba ny Bazar de Noël, eny Analakely sy ny manodidina.

Ny 10 desambra 2019, kahatramin’ny 05 janoary2020 ny Bazar de Noël, nytsenan’ny faran’ny taonasy ny taom-baovao, enyamin’ny sisindalan’ny La-lana Andrianampoinime-rina sy ny sisindalan’ nyAraben’ny Fahaleovan-tena, Analakely. Fantatraizany nandritra ny fampa-hafantarana nataon’ ny de-legen’ny Boriboritany voa-lohany, Lantoniaina Ran-driamamonjy, sy ny mpiara-miasa aminy, tetsy amin’nybiraon’ny Boriboritany Soa-rano. Mpivarotra miisa 500eo no handray anjara amin’izany tsenan’ny Noely syny faran’ny taona ary nytaom-baovao izany, toy nyfanao isan-taona. Nanometoky izy ireo fa hanalalakahatrany ny fifa- moivoizanaary hitandro hatrany ny fa-hadiovana. Noanteriny famiasa hatrany ny Kaomi-nina Antananarivo Renivo-hitra (CUA), tarihan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalo-manana sy ny mpiara-

miasa aminy, fa tsy arakany tsaho aelin’ny sasany, fahoe tsy mitantana ny ta-nàna intsony. Ao anatin’nyvanimpotoana hiampitanaman- kany amin’ny mpitan-tana vaovao ny tanànan’Antananarivo ankehitriny,mbo- la manatanteraka nyasa-ny araka ny ampanao-vin’ ny lalàna azy ny mpi-tantana rehetra eo anivon’ny kaominina, mampitan-drina ireo olona manako-rontana amin’ny alalan’nyfanelezana tsaho sy vao-vao tsy marina ny mpitan-tana, ary milaza ny tsy

handefitra ho an’izay tratra.Tokony samy hiatrika am-pitonina sy am-pilaminanany fetin’ny krisimasy sy nyfetin’ny faran’ny taona avo-koa ny Malagasy rehetraaraka ny nambaran’izy ireo.Ankoatra izany, efa mivo-lon’andro fety tanteraka nyeto an-drenivohitra amin’izao fotoana izao, mana-marika izany ny fisian’ireompivarotra kojakoja fam-piasan’ny olona amin’ny fe-tin’ny noely sy ny faran’nytaona ary ny taona vaovaoamin’ny toerana maro.

Aly

Analakely sy ny manodidina

Ny 10 desambra, ka hatramin’ny 05 janoary 2020ny Bazar de Noël

Baolina kitra COSAFA U20

Hiatrika ny lalao ½-dalana anio ny Barea U20Hiatrika ny lalao ½-dalanaanio any Lusaka renivohitr’iZambia, eo amin’ny bao-lina kitra ny Barea U20, nany ekipam-pirenena Ma-lagasy latsaky ny 20 taona.Tafita amin’ny dingan’nymanasa-dalana tokoa iMadagasikara ra-ha nan-

dresy an’ny Nosy Maorisytamin’ny isa 2 noho 1 afak’omaly. Efa nitarika tamin’nyisa 2 noho 0 isika teo am-pialan-tsasatra. Fandrese-na roa sy ady sahala irayno azon’i Madagasikara ta-min’ireo lalao telo nataony,vokatra izay mitondra azy

ho amin’ ny dingan’ny ma-nasa-dalana. Hihaona amin’i Afri-ka Atsimo i Madagasi-kara amin’ny lalao mana-sa-dalana voalohany, ary iZambia mpampiantrano syAngola ny lalao manasa-dalana faharoa.

Lita