Tantaran'i Soa Sy Ny Moka
-
Upload
raegan-spencer -
Category
Documents
-
view
257 -
download
0
description
Transcript of Tantaran'i Soa Sy Ny Moka
![Page 1: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/1.jpg)
![Page 2: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/2.jpg)
S0a
Sy ny moka
Tantaran’i
Raegan and Patrick SpencerPeace Corps Madagascar 2012-2014
![Page 3: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/3.jpg)
capest
2876 mMaromokotro
S0a
Sy ny moka
Tantaran’i
![Page 4: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/4.jpg)
“SALAMA e!”
![Page 5: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/5.jpg)
2
Soa no anarako. Tia karokaroka sy mahavita-tena aho ary sahisahy noho ny ankizy hafa. Fito taona aho izao. Miara-mipetraka amin’ny ray aman-dreniko aho ary manana namana atao hoe: Franky. Tena mifankatia izahay dahy sady tia karokaroka sy tia fianarana. Ndeha ary isika hiaraka hamantatra ireo zavaboahary mahafinaritra eto amintsika.
“SALAMA e!”
![Page 6: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/6.jpg)
![Page 7: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/7.jpg)
4
Andro lehibe ho an’i Soa anio satria andro hanombohana ny fianarana. Niantso ny anaran’ ny ankizy mpianatra rehetra i Madama Ann Mpampianatra. Tsy tonga nianatra i Franky androany. Nalahelo i Soa fa tsy tonga nianatra ny namany.
![Page 8: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/8.jpg)
Tena nalahelo i Soa ary tsy tsikariny akory ny fisian’ny moka eo ambony lohany.
![Page 9: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/9.jpg)
“Fa maninona ity ianao e?” hoy ny Moka.Marary i Franky namako hoy i Soa ka malahelo mafy aho.
Namaly ny Moka sady nanao feo mampitahotra hoe: “ZZZHHH, mieritreritr’ aho hoe inona no nahazo an’i Franky e?”
6
![Page 10: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/10.jpg)
VOA tonga Tao a n - t ra n o i S o a ,
![Page 11: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/11.jpg)
. . . d i a n a s a i n ’ i S o a h a n d ro s o a o a n - t ra n o n y M o k a .
H oy i S o a : “ fa m a n i n o n a n y M o k a n o m i k a k a k a k a m i h o m e h y , t a m i n ’ i z a h o n a n o n t a n y n y m o m b a n ’ i F ra n ky ? ”
N a m a ly n y M o k a m p a m a z i va z y : “ E fa t o e t ra ko i z a n y. ” M b o l a t s y N a z ava t s a ra t a m i n ’ i S o a n y r e s a k a k a m b o l a n a n o n t a n y z avat ra h a fa m a ro m a ro t a m i n ’ i M o k a i n d ray i z y.
“ M p i n a m a n a v e i a n a o s y F ra n ky ? Fa n t at ra o v e fa m a n i n o n a i z y n o m a ra ry ? ”
N i t s i k a n i k a n y i M o k a s a dy h oy i z y : “ t s y t e h a m p i a n t ra n o a h y i n t s o n y i z y ! ”
8
VOA tonga Tao a n - t ra n o i S o a ,
![Page 12: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/12.jpg)
Hariva ny andro, tsy ela dia tafatory i Soa satria efa reraka. Indro ihany koa ny Moka fa tonga hanaikitra. Fantatra mantsy fa sady tsy naman ‘i Franky i Moka no tsy naman’ i Soa ihany koa. antony iray no ilany an’i Soa sy Franky dia ny hitsentsitra NY RAny! Raha mba afaka Manaikitra an’i Soa aho izao dia vita ny sakafoko harivako!
![Page 13: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/13.jpg)
1 0
![Page 14: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/14.jpg)
Nifoha maraina i Soa, lasa eritreritra: “Nanahoana re ny fahasalaman’ i Franky izay e?” Alohan’ ny hialan’ i Soa eo am-pandriana dia nahita moka miseratserana eny amin’ ny varavarankely izy. “Hmmm, niara-natory tamin’ny moka izaho kay tamin’ ny alina.” Handeha aloha hiomana fa mbola ho any am-pianarana.
![Page 15: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/15.jpg)
1 2
![Page 16: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/16.jpg)
![Page 17: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/17.jpg)
N andritra ny herinandro maromaro no tsy nahitana an’ i Franky tao an-tsekoly. Manahy mafy i Soa, ka tapa-kevitra fa handeha hitsidika an’ i Franky izy.
1 4
![Page 18: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/18.jpg)
“Jereo!” hoy F ra n ky n i k i k i a k a .
![Page 19: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/19.jpg)
“Jer
eo!” hoy F ra n ky n i k i k i a k a . “H oy ny dokotera tamiko hoe voan’ ny tazomoka hono aho. Kaikitry ny moka no nahazoako izany. Tsy marary fanaikitra io moka mahavoa ny tazo io ary tsy mampangidihidy. Tsy maneno koa ilay moka r ehefa manidina. Amin’ ny alina ihany izy no manaikitra .”
16
![Page 20: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/20.jpg)
L asa eritreritra I Soa. Betsaka ny fanontaniana tiany hapetraka.
L a s a n a n d e h a t a n y a n - t s e ko ly i S o a . H i t a dy n y va l i n ’ n y fa n o n t a n i a n a m a m p i e r i t r e r i t ra a z y m o m b a n y t a z o m o k a i z y.
M a n o n t a n y i S o a h o e : “ A h o a n a n o a h a fa n t a ra n a h o e v o a n ’ n y t a z o m o k a ? ”
H ay. . .
![Page 21: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/21.jpg)
Mafana hoditra miverimberina ary mety hijanona izany afaka 48 ora, Mangovitra,
Marary an-doha, reraka, tsemboka, mandoa, marary ny vanintaolana
M i h i n a n a ( A C T ) fa n a f o dy f i t s a b o a n a
a ra k a n y t o ro h e v i t ry n y d o ko t e ra .
Manantona dokotera manao fizahana
T s a ra a h o . . .
1 8
![Page 22: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/22.jpg)
![Page 23: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/23.jpg)
Rehefa niverina tany an-tsekoly izy dia nahita an’i Tommy, mpilatsaka an-tsitra-po ao amin’ny Peace Corps. Nanao sary teo amin’ny sisin’ ny rindrin’ ny lakilasy izy. Toerana ofisialy natokana hametahana petadrindrina eo.
2 0
![Page 24: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/24.jpg)
“Nanao sary hosodoko amin’ny rindrina izahay. Fomba h i a rova n a a m i n ’ n y t a z o m o k a i z a o i r e t o ! ”
Dia namaky sy nijery teo i Soa.Hoy i Tommy hoe: “Hitanao v e i r e o f o m b a r e h e t ra h i a rova n a a m i n ’ n y Ta z o m o k a ? ”
N a m a ly i S o a h o e : “ i e h i t a ko ! ”
J e r e o a n i e …
“T o n g a s o a , ” h oy T o m m y “ J e r e o a n i e ! ”
![Page 25: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/25.jpg)
Ny vehivavy bevohoka dia mila mihinanany fanfody SP any amin’ny Rasazy rehefa misafo Fampiasana lay misy odimoka
maharitra
Fa n d ra ra h a n a o dy m o k a a o a n - t ra n oFihinanana Sakafo Ara-pahasalamana
2 2
![Page 26: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/26.jpg)
ny tsimok’aretina: “Plasmodium”
Tommy: ”Henoy a ry n y m o m b a ny Tazomoka e !”
![Page 27: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/27.jpg)
:TAZOMOKA
4 ANATY SELAn-DRA
3 ANATY Ny ATY
1 5 Gametosita
2 sporozoita
ny tsimok’aretina: “Plasmodium”
Ny antony mahatonga ny
Tommy: ”Henoy a ry n y m o m b a ny Tazomoka e !”
![Page 28: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/28.jpg)
A vy niantsena i Soa...
Mba hampatanjaka ny ankizy dia mila mihinana sakafo ara-pahasalamana
izy. “hmmm, laoka toy ny trondro, ny hena, ny tsaramaso sy ny atody; ilaina koa ny legioma ary ny voankazo.”
Mbola manaraka eny ihany ilay moka ary manomboka niasa
saina hoe: “Mety efa ho fantatr’ i Soa ny teti-dratsiny.”
![Page 29: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/29.jpg)
2 6
Mba hampatanjaka ny ankizy dia mila mihinana sakafo ara-pahasalamana
izy. “hmmm, laoka toy ny trondro, ny hena, ny tsaramaso sy ny atody; ilaina koa ny legioma ary ny voankazo.”
Mbola manaraka eny ihany ilay moka ary manomboka niasa
saina hoe: “Mety efa ho fantatr’ i Soa ny teti-dratsiny.”
![Page 30: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/30.jpg)
“Ahh, mbola manana zava-maniry aho ato. Ndeha hifampizarako amin’I Franky ireto.
Samy tia mamboly mantsy izahay mianadahy,” Hoy I Soa.
Tapa-kevitra hamboly ireo zavamaniriny vaovao tao ivelany varavarankeliny rehetra i Soa.
![Page 31: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/31.jpg)
2 8
“Ahh, mbola manana zava-maniry aho ato. Ndeha hifampizarako amin’I Franky ireto.
Samy tia mamboly mantsy izahay mianadahy,” Hoy I Soa.
![Page 32: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/32.jpg)
“Soa, manao inona ianao?”
![Page 33: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/33.jpg)
. . .hoy Ramose Rigobert, dadan’i Franky, nanontany.
“M anahoana Ramose Rigobert, Misoroka ny tazomoka aho amin’ny alalan’ny fambolena ireo zava-maniry ireo satria tsy tian’ny Moka sy ny namany ireo. Mieritreritra aho fa izany no namparary an’I Franky.”
Ramose Rigobert, izay siantifika, dia niaiky sy nanao hoe: “mazava izany soa, marina tokoa fa mampandositra ny moka ireo.” Fa tadidio, fa ny fampiasana ny Lay misy odimoka maharitra isank’alina mandava-taona ihany no paikady mahomby hisorohana amin’ny tazomoka sy ny kaikitry ny moka.
3 0
“Soa, manao inona ianao?”
![Page 34: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/34.jpg)
Tena fotoana nahafinaritra hoan’ i Soa ny andro androany ity na dia nandreraka aza. Alohan’ ny hatory izy dia nahatadidy lesona avy amin’ i Tommy.
Hatory tsara nohon’ ny taloha izy anio alina satria tsy miahiahy ny ho voakaikitry ny Moka sy ny namany, izay nampitahotra azy.
Iny fa nanantona an ‘i Soa ny Moka. Mangetaheta mafy izy ny hanaikitra an’ I Soa indray.
![Page 35: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/35.jpg)
3 2
![Page 36: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/36.jpg)
“Ahoana izao no hialako amin’ ity? Tsy afaka mahita ilay tanany mahafatifaty be iny aho!” Nitomany ny Moka.
“Ohh, Tsy tanteraka daholo ny tetika hamandrihako an’ i Soa!”
Nihodikodina manodidina ny lain’i Soa izy. Mitady hevitra izay hialana amin’ ilay lay izy.
![Page 37: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/37.jpg)
3 4
![Page 38: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/38.jpg)
“OH TSI
A!” Mitomany i Moka.
Ry namana rehetra, ndeha isikahiady amin’ny tazomoka!
![Page 39: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/39.jpg)
Vao maraina ny andro: “Franky, vonona ve ianao hanohy n y d i a ? ” H oy I S o a .
“ E n y v o n o n a , s a dy e fa m i h at s a ra n y fa h a s a l a m a ko a m i n ’ i z a o , ” h oy I F ra n ky n a m a ly , s a dy f e n o h a fa l i a n a .
N i o m e h y n y d a d a n ’ I F ra n ky “ A h , i a n a r e o ro a ! A z a d i a m i t a dy b i by d i a n a z avat ra l e h i b e l o at ra . Fa i l a z a o a h o r e h e fa m a h i t a g i d ro i a n a r e o , ” H oy i z y. “ A ry a z a a d i n on y m i t o n d ra i r e o k a ra z a n a z ava - m a n i ry t s y t i a n ’ n y m o k a , t oy n y v o at a b i a , n y v e ro m a n i t ra , s n s . ”
3 6
“OH TSI
A!” Mitomany i Moka.
Ry namana rehetra, ndeha isikahiady amin’ny tazomoka!
![Page 40: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/40.jpg)
A l o h a n ’ n y h at o ry , a s i s i k a t s a ra a m b a n i n ’ n y t s i h y n a n y
k i d o ro n y l ay m i s y o d i m o k a m a h a r i t ra
Ady amin’ ny tazomoka
Ry mpianakavy, m at o r i a a n at y l ay misy odimokamaharitra isa n k ’ a l i n a a ry m a ndava-taona.
N y f i ko j a ko j a n a n y l ay m i s y o d i m o k a m a h a r i t ra
![Page 41: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/41.jpg)
3 8
S a s a n a a m i n ’ n y s av o n y t s o t ra n y l ay
m i s y o d i m o k a m a h a r i t ra fa t s y a m i n ’
n y v ov o t s av o n y n a s av o n y m a n i t ra .A t a py a m i n ’ n y t o e ra n a m a l o k a n y l ay m i s y o d i m o k a m a h a r i t ra
A l o h a n ’ n y h at o ry , a s i s i k a t s a ra a m b a n i n ’ n y t s i h y n a n y
k i d o ro n y l ay m i s y o d i m o k a m a h a r i t raZairo ny lay misy odimoka maharitra
raha misy rovitra na loakamaharitra isa n k ’ a l i n a a ry m a ndava-taona.
![Page 42: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/42.jpg)
Malagasy
T ena mifankatia ny ankizy Malagasy. Tia karokaroka sy tia fianarana ihany koa. Tadiavo ny tarondro ao a n at i n ’ n y Ta n t a ra . R a h a h i t a n a o n y t a ro n d ro d i a h i a n at ra z avat ra i ray h a fa i n d ray i a n a o .
![Page 43: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/43.jpg)
Malagasy
MPAMPIANATRANAMANA
MOFOAKONDROMANANASY
TAZOMOKAMARARYSALAMA!VELOMA!
SEKOLYTRANOTSENA
TEACHERFRIEND
BREADBANANAPINEAPPLE
MALARIASICKHELLO! GOODBYE!
SCHOOLHOMEMARKET
MALAGASY ENGLISH PRONUNCIATION
TENY
tee-cherfrend
bredbuh-nan-uhpahy-nap-uh l
muh-lair-ee-uhsikhe-loh!goo d-bahy!
skoolhohmmahr-kit
![Page 44: Tantaran'i Soa Sy Ny Moka](https://reader033.fdocuments.net/reader033/viewer/2022051022/568c47721a28ab49168de51b/html5/thumbnails/44.jpg)
1 2
34
Mamindra tazomoka ny moka atao hoe anopheles. amin’ny alina no manaikitra izy. manaikitra olona voan’ny tazomoka.
manaikitra ny zaza salama ny moka mitondra ny bibinaretina. Dia ho voan’ny tazomoka ilay zaza.
Ento eny amin’ny CSB ny zaza mafana hoditra.
isank’alina ary mandava-taona.Matoria daholo ao anaty lay misy odimoka maharitra,
Ho fisorohana ny tazomoka
handeha hanaikitra olona ny moka
Tantaran’i
sy ny MokaSoaSalama e! Ny anarako dia Soa, Ndeha isika
hiaraka hamantatra ireo zavaboaharymahafinaritra eto amintsika.