n°14 -Octobre 2016
Transcript of n°14 -Octobre 2016
ANNEE 4| NUMERO 14 GRATUIT | OCTOBRE 2016
LA MUTATION DE NOS
SYSTEMES D’INFORMATIONS
L’éditoL’éditoL’éditoL’édito
N y volana Septambra dia volana fidiran’ny
mpianatra hoan’ny ankamaroan’ny fire-
nen-drehetra na koa efa fanomanana ny
amin’ny fidirana ho an’ny sasany .
Mamaky teny,manoratra ,manisa ary mandinika:
ireo no fahalalana tokony ho azon’ny mpianatra.
Ny mamaky teny dia fahaizana
mamakafaka no sady fandrai sana
izay hevitra tiana hambara ao
anatina lahatsoratra iray. Ka ma-
h a t o n g a a n a o h a n o r a -
tra.Manoratra, izay fanazavana na
famoahana sy fanohanana hevitra
iray. Ny manisa kosa dia fanovo-
zana fahalalana matematika lalina:
“computare” na hoe “computer”
amin’ny teny anglisy izay nanome
ny hoe ordinateur amin’ny fiteny
frantsay. Ka ny fidirana amin’ny
nomirika, ny programmation sy ny
tontolony no mahatonga antsika
ho mpandray anjara sy mpan-
dalina ny fivoarana ara-teknolijika
mba tsy hijanona ho mpikirakira
fotsiny. Ny hoe: mandinika indray dia vokatrin’ny
fahalalana ara-tantara sy ara-jeografika efa noran-
tovona miampy ireo fahalalana aratsiantifika sy ar-
tisitika efa nananana.
Ka inona ary no antony mahatonga izany sasi-teny
milaza ny sekoly mankany amin’ny resaka solosaina
sy ny teknolojika ary informatika izany? Tsotra, ho
an’I SOCOLAIT dia Fidirana na hoe fanombohana
amin’ny vina sy fandaharan’asa goavana izao
fotoana izao: hanome endrika vaovao ny rafitra in-
formatika sy fifandraisana eto amin’ny orinasa .
Fanamby goavana io ho an’I Socolait: izany fiovana
izany dia anisan’ny tafiditra amin’ny lalana mankany
amin’ny tsaratsara kokoa hatrany izay tosika ho ant-
sika amin’ny andavanandro eto amin’ny orinasa.
Isika rehetra no mpandray anjara sy mpamakafaka
izany fiovana izany: I Romy sy ny ekipany no mitarika
ny fanatanterahana fa tsy vitandry zareo samy irery
fa mila ny fandraisan’anjaran’ny tsirairay amin’ireo
lamina hapetraka.
Ny tanjona dia ny hanamboatra rafitra mamaly ny
hetahetan’ny tsirairay ka tokony ho faritana sy fan-
tarina mialoha izany izay fanirin’ny isan’olona. Fa
indrindra tokony samy hivonona amin’ny izay mety
ho fiovana rehetra aterak ‘io vina
io .
Ny tanjona iraisana dia hoe manana
rafitra iray miaina tsara ahafahana
mahazo fahalalana farak’izay
tongalafatra.
Angatahako ny tsirairay mba samy
hananana fijery lavitra, manadino
ny amin’izao sy izay mety ho lalant-
sarotra handalovana fa hibanjina ny
tanjona dia hoe hanavao, hanaraka
ny toetrandro ny rafitra misy ka ha-
hatonga io rafitra io hamokatra
tsara kokoa. Tokony samy hifantoka
tsara mandritra ny fivoriana fanomanana mba
hamaritana izay tena ilaina. Hisy tatitra hatao isam-
bolana ka hoentina dinihina manoloana ny Komity
mba handrefesana ny dingana vita .
Tsy ho vitantsika io vina io raha tsy miaramientana
isika rehetra koa manantitrantitra sy mamerina ny
fangatahako aho ny mba hisian’ny fifantohana feno
avy amin’ny mpiasa tsirairay .
Dia mirary fidirana sy fanombohana mahafinaritra
ho an’ny rehetra .
NY FIDIRANA: NY FANOVANA NY RAFITRA INFORMATIKA SY FIFANDRAISANA
ETO AMIN’NY ORINASA
Nosoratan’i / Ecrit par
Philippe PENOUTY
(Tale Jeneraly / Directeur Général)
L e mois de septembre est celui de la rentrée sco-laire dans la plupart des pays, ou en tout cas celui de la date annoncée pour la rentrée.
Lire, écrire, compter, et penser : voilà ce que doit acquérir chaque élève. Lire, c’est savoir déchiffrer des textes, en saisir les nuances, s’ouvrir à des écrits. Écrire, c’est argumenter, décrire, et s’expri-mer. Compter, c’est acquérir des connaissances ma-thématiques solides, "computare", qui a donné en anglais "computer", ordinateur. En abordant le numérique, la programmation et ses enjeux, nous nous donnons le moyen d’être acteurs et penseurs de cette révolution technologique, et non plus des usa-gers passifs. Enfin, penser, cela passe autant par les connaissances historiques et géographiques que par les enseignements scientifiques et artistiques.
Pourquoi cette introduction qui nous amène de l’é-cole aux ordinateurs ou technologie de l’informati-que ?
C’est simple, pour Socolait c’est aussi la rentrée, et certains de vos collègues ont un programme chargé de rentrée qui consiste dans la refonte de notre SYS-
TEME INFORMATIQUE/D’INFORMATION
C’est un important challenge pour SOCOLAIT, cette mutation s’inscrit dans notre démarche d’améliora-tion continue, qui est pour l’ensemble d’entre vous une de vos motivations quotidiennes.
Vous allez devoir être les acteurs et les penseurs de ce changement, bien entendu ce projet sera mené
par Romy notre responsable des systèmes d’information et son
équipe, mais , seule, elle ne pourra pas aboutir.
C’est pour cela que je vous demande de vous impli-quer dans tous les ateliers qui vont être engagés, notre objectif est de faire en sorte que ce nouveau système réponde au maximum à vos attentes et à vos besoins, d’où l’importance de savoir les définir , mais pour ce faire il va falloir accepter le change-ment.
Notre objectif commun, c’est d’avoir un système convivial qui vous donne le maximum d’informations souhaitées.
Pour ces moments de réflexion je vous demande de réagir avec une vision futuriste et d’oublier impérati-vement le moment présent, peu importe le chemine-ment utilisé pour obtenir l’information, l’important c’est de répondre à vos attentes, nous devons mo-derniser nos systèmes et les rendre plus performants
Il va falloir de la réflexion, de l’implication dans tou-tes les réunions préparatoires pour bien définir vos objectifs.
Nous allons établir un rapport mensuel de suivi qui sera présenté à chaque COMITE SOCOLAIT pour sui-vre l’évolution et vous accompagner dans cette dé-marche.
Ce nouveau challenge ne peut réussir que par l’impli-cation de tous, je vous demande d’y apporter la plus grande attention.
Bonne rentrée à tous
LA RENTREE : LA MUTATION DE NOS SYSTEMES D’INFORMATIONS
EDITORIAL P.3 /P.4
DIRECTION COMMERCIALE P.5
DIRECTION D’USINE P.6/P.7
RESSOURCES HUMAINES P.8/P.9
DEVELOPPEMENT RESEAU P.10
Edité par
SOCOLAIT S.A
Route Mandaniresaka
Antsirabe 110
MADAGASCAR
Directeur de publication:
Philippe PENOUTY
Rédacteur en chef:
Doria GIZY
Comité de rédaction: David De La
Fuente, Vincent Lucas, Rosa Andriami-
fidy, Hanitriniaina Raveloarimino, Em-
manuelle Rasoarahona
Ont collaboré à ce numéro: Marina
Ramandaniarivo, Onja Rabezandrina,
Niriavotra Rabezandrina, Ando Miha-
miniriana
Crédit photos: Socolait, Source inter-
net (http://gcscapps.fr)
Régie Publicitaire: SOCOLAIT
3ème étage Imm. DIGITAL
Ivandry—Antananarivo 101
Tél.: 020 22 483 93
Impression: Print Express
Nombre d’exemplaires: 350
http://www.socolait.net
SommaireSommaireSommaireSommaire
.SOCOLAIT dia eo ampanohizana ny lalàny amin’ny
fametrahana ny toerany any amin’ny ilan’ny Atsimo
iny. Noho izy orinasa mitsinjo ny mahaolona ka ho
fampiharana izany amin’ny fiainana andavanandro
dia nanome endrika mitsiky sy mibaliaka ny renivohi-
trin’ny faritra Atsimon’I Madagaskara i SOCOLAIT: ao
Toliary izay lazaina fa renivohitrin’ny masoandro
Ka nandritra ny fitsidihana tany nataon’ny Tale ara
barotrin’ny orinasa no nanaovany sonia fiarahamiasa
amin’ny ben’ny tananàn’I Toliary ka nanolorany
takela-by famantarana miisa 30 eo. Sady noraisin’ny
orinasa andraikitra koa moa ny fametrahana ireo
takela-by ireo .
Miezaka mametraka
ny toerany i SOCOLAIT
no mitondra ny anjara
birikiny amin’ny fa-
natsarana ny tanan-
dehibe toa an I Toliary .
Fanombohana ihany io
raha amin’ny fiaraha-
miasa eo amin’ny ori-
nasa tsy miankina sy ny
fanjakana satr ia
mantsy efa miainga
any koa ireo vina hafa kasahina ho tanterahana ato
ho ato: vina hatao miparitaka any amin’ny renivohi-
paritra hafa ihany koa
Isaorana eto ampamaranana ny Ben’ny Tanan’I To-
liary sy ny PRESCOMAGE: mpiara-mihombon’antoka
amintsika nanampy ka nahafahana nanatanteraka
antsakany sy andavany izany vina goavana izany .
SOCOLAIT poursuit sa route et confirme sa présence dans le sud. Par sa valeur d’entreprise citoyenne qu’elle vit et partage dans son quotidien, elle fera briller encore plus la capitale du Sud de Madagas-car dite « la ville du soleil ».
Lors de son passage à Tuléar, la Direction Commer-ciale a validé un accord de partenariat avec la com-mune urbaine de Tuléar en octroyant à la ville une trentaine de support pour les panneaux de signali-
sation. L’installation de ces panneaux sera égale-ment financée par la SOCOLAIT.
A travers ces panneaux, SOCOLAIT marquera sa présence et apportera sa contribution pour le déve-
loppement et l’embel-lissement de la ville.
Ce n’est que le com-mencement d’un par-tenariat public privé entre SOCOLAIT et la commune urbaine de Tuléar car d’autres projets verront le jour dans les mois à venir et sur d’autres villes également.
Nous remercions Mr le Maire de Tuléar et notre
partenaire Prescomage pour avoir mené ce projet à
bien.
Ny ben’ny tananan ‘i Toliara sy SOCOLAIT : Nanomboka vina hanatsarana ny tanàna
La Mairie de Tuléar et SOCOLAIT dans un projet d’embellissement de la ville.
Nosoratan’i / Ecrit par
Onja RABEZANDRINA
(Tale Ara-Barotra / Responsable Developpement)
FANOMANANA NY PAIK’ADY NY ORINASA HO AN’NY TAONA 2017
PREPARATION DE LA STRATEGIE DE L’USINE POUR 2017
Ho amin’ny taona 2017, nohalalinina manokana ny fandamina-
na ny mpiasa sy ny fahafantarana mialoha ny tokony ilaina mba
hahafahana manatsara ny fomba fiasa : ny famokarana, ny fahai-
za-manao, ny kalitao ary ny « rendement » .
FANANGONANA RONONO
Niasa nanomboka ny taona 2012 ny departementa mba hahaza-
hoana vokatra azo atokisana sy tsara. Mba hahafahana mahatra-
tra ny tanjona, fitomboan’ny vokatra +20% ho amin’ny taona
2017, ny fanamafisana ny fiara-miasa amin’ireo 1500 mpiompy
no ho atao. Ny fanakaikaizana ny toby fanangonan-dronono sy
ny mpiompy araka izany no tanjona, ka hitazona ireo fenitra
ilanaina amin’ny kalitao (ny akora ao amin’ny ronono, fanaraha
fenitra ilaina amin’ny fahadiovana), ny lalana handehanany ro-
nono sy ny fatrany. Fanara-
hana akaiky ny lafony ara-
teknika ny mpiompy sy ny
fanamorana ny fidiran’ireo
mpiompy vaovao dia vain-
dohan-draharaha ho amin’-
ny taona 2017. Arak’izany,
roa no tanjona; fanomezana
ny fatra ilain’ny orinasa
amin’ny ronono sy ny fam-
pandrosoanana eny ambani-
vohitra ka hapotombo ny
fidiram-bola ny tsirairay.
Adélaïde GROS
Tompon’andraikitra ny fa-
nangonana ronono
FAMOKARANA
Ny traikefa azo tamin’ny taona 2016 dia hahafahana hanatsara-
na ny fomba fiasa ho an’ny taona 2017, hapitombo ny
« rendement » sy manao ireo tetik’asa vaovao.
Izany dia miaraka amin’ny fitombohan’ny vokatra 15% sy ny fa-
mokarana vokatra vaovao.
Ny fitantanana ny mpiasa sy ny famatarana mialoha ny zavatra
ilaina no atao mba ahafahana mahavita ny tetik’asa ara-
indostria sy ara-batrotra.
Tsy adino koa anefa ny fidinana ifotony , mba hahafahana maha-
fantatra tsara ny akora ilaina mba hahavitana ny andrasan’ny
famokarana, ny « feinte » sy hitazomana ny kalitao.
Efa natomboka koa moa ny fanadiadiana ireo tetikasa vaovao
mba hanatsarana ny famokarana sy hanavaozana azy, izany dia
niharahana niasa tamin’ny departementa teknika sy
« marketing ».
Mico RASANDIMANANA
Mpandrindra ny famokarana
Pour l’année 2017, l’usine met le focus sur l’organisation et
l’anticipation des besoins pour pouvoir améliorer notre fonc-
tionnement : productivité , capacité , qualité et rentabilité.
COLLECTE
Le département collecte travaille depuis 2012 sur la mise en
place d’un réseau de collecte fiable et robuste. Afin de répon-
dre aux objectifs de croissance,+ 20 % de volume collecté en
2017, le département souhaite fidéliser les 1500 éleveurs avec
qui il collabore. C’est donc en rapprochant les centres de collec-
te et les éleveurs, que nous comptons maintenir nos exigences
en termes de qualité (composition du lait, exigences sanitai-
res), de traçabilité et de volume. Accompagner techniquement
les éleveurs et faciliter l’accès
aux intrants resteront en
2017 nos priorités. Ainsi,
notre mission est double :
sécuriser les approvisionne-
ments en lait frais de l’usine
tout en participant active-
ment au développement ru-
ral et à la création d’activités
génératrices de revenus dans
les campagnes.
Adélaïde GROS
Responsable Collecte et Dé-
veloppement
PRODUCTION
Notre expérience de 2016 nous a permis de faire en sorte que
nous pouvons optimiser nos fonctionnements, améliorer les
rendement et mettre en place des projets pour 2017.
Avec une projection d’augmenter le volume de production de
15% et de diversifier les gammes .
L’organisation humaine, la mise en place de planning de besoin
seront l’optimisation pour assurer le planning industriel et
commercial.
Le management de proximité terrain sera l’action pour répon-
dre au plus juste des besoins afin de réaliser aux les attentes de
productivité, de freinte et de maintenir la qualité.
L’étude de projet en équipe a déjà démarré afin d’améliorer
notre outil de production et d’innover en coordination avec la
technique et le marketing
Mico RASANDIMANANA
Coordinateur de Production
Nosoratan’i / Ecrit par
Ando MIHAMINIRIANA
Assistante de Direction Usine
LABORATOIRE
Taona tena mafy ny taona 2016, mitombo isan’ny ny analyse
natao. Arak’izany dia natao ho vaindoan-draharaha ny fandami-
nana ny fomba fiasa ny tsirairay sy ny asa ataony. Ho an’ny tao-
na 2017, « efficience, pertinence, et productivité » no tanjon’ny
tsirairay. Akoatrany fahazoana ny marim-pakasitrahana, ny fivo-
harana no tanjona lehibe ho an’ny laboratoira ho an’ity taona
vaovao ity.
Aina Midget ANDRIANARILALA
Tompon’andraikitra ny laboraotoire
QHSE
Taona tena tsara tokoa ny taona 2016 ho an’ny departementa
satria nahazo ny fankasitrahana ISO 22000 isika. Nahitana fihe-
nanana 53% ny fahadiovan’ny mpiasa, nitombo 54% ny isan’ny
tsy fanaraham-penitra, nitombo 18% ny fitarainany mpanjifa fa
tsikaritra fa nitombo ny vokatra.
Ho an’ny taona 2017, ireto ny tanjona:
1- Fitazomana ireo marim-pakasitrahana amin’ny fanaraha-maso
akaiky any amin’ny sehatra tsirairay
2– Fanomezana antoka ny kalitaon’ny vokatra, izay vaindohan-
draharaha, ka fanamafisana ny « auto contrôles » any amin’ny
sehatra tsirairay
3– Fanomezana antoka ny fahadiovana: amin’ny alalan’ny fano-
fanana manolana mifanaraka amin’ny asa atao: fanadiovana ny
akanjo fitondra miasa sy ny manodidina ny toeram-piasana
4- Fanomezana antoka ny fanajana ny tontolo iainana amin’ny
alala’ny fikarohana mahakasika ny fanodinanna ny rano efa nia-
sa mba ahazahoana ny marim-pakasitrahana ISO14000
Nomena ONITIANA
Tompon’andraikitra ny Qualité & HSE
TEKNIKA
Nihaina 13% ny vidina angovo nandritra ny taona 2015 sy 2016
ary nihaina 30,46% koa ny ora mihoatra raha hoharina amnin’ny
tanjona.
Napetraka ny lamin’asa fikojakojana mialoha ny milina. Izany dia
natao mba hahafahana mividy mialoha ireo zavatra ilaina mba
hahafahana mitazoana ny fahatsaran’ireo milina sy mampihena
ny fijanonan’ny famokarana.
Araka ny hitantsika dia mivoatra ny teknolojia ary mitombo ny
vokatra, noho izany dia hapitombo ny fahaizan’ireo teknisiana
amin’ny alalan’ny fiofanana: « électronique industrielle, automa-
tisme industrielle, froid industriel et soudage industriel ».
Ny tanjon’ny departemanta teknika moa dia ny hitazona ny mili-
na ho tsara hatrany, mba tsy hisian’ny fijanonana. Ny « bureau
d’étude » dia niasa akaiky miaraka amin’ny departemanta hafa
mba hanatsarana ireo tetik’asa.
José RAKOTOASIMBOLA
Tompon’andraikitra ny Teknika
LABORATOIRE
2016 a été une année rythmée, une forte croissance des nom-
bres d’analyses est relevée au sein du laboratoire. Les objectifs
se sont focalisés sur l’organisation humaine et la planification.
Pour 2017, « efficience, pertinence, et productivité » sont les
mots d’ordre pour l’ensemble des équipes. A l’instar de la certi-
fication, l’innovation est un must pour le laboratoire et figure
parmi les projets de cette nouvelle année.
Aina Midget ANDRIANARILALA
Responsable Laboratoire
QHSE
L’année 2016 est une année mémorable pour le département
ave la certification ISO 22000. Le bilan intermédiaire 2015 vs
2016 a relevé : - 53% de contamination personnel, + 54% du
nombre de non-conformité, +18% de réclamations clients, mais
avec un volume de production qui a augmenté .
Pour 2017, les défis à relever seront axés sur les points suivants:
1- Le maintien des certifications à travers les contrôles et ac-
compagnement qualité au niveau de tous les services pour cha-
que exigence de la norme
2- La garantie de la qualité des produits finis, qui demeure une
priorité, d’où la sensibilisation à la mise en place des auto-
contrôles par les services de production.
3- La garantie de l’hygiène : nous nous engageons à fournir des
formations et accompagnements spécifiques par service sur les
BPH avec la garantie du respect des nettoyages de tenues de
travail et assainissement de l’environnement extérieur de l’usi-
ne
4- La garantie du respect de l’environnement : avec un projet
qui marquera l’année 2017 : étude du traitement des eaux
usées en vue de la certification ISO14000
Nomena ONITIANA
Responsable Qualité & HSE
TECHNIQUE
Entre 2015 et 2016, le coût d’énergie a diminue de 13%. Pour
les heures supplémentaires, nous avons eu un gain de 30,46%
par rapport à l’objectif fixé.
Des améliorations du planning de la maintenance préventive
ont été mise en place pour pouvoir déclencher les pièces de
rechange nécessaires afin de maintenir l’état des équipements
de production en diminuant les arrêts de production.
Vu l’évolution de la technologie et l’augmentation du volume
de production, nous proposons des formations pour nos techni-
ciens telles que : électronique industrielle, automatisme indus-
trielle, froid industriel et soudage industriel. L’objectif du département technique est de maintenir les équi-
pements de production en bon état, pour s ’approcher du zéro
pannes. Le bureau d’étude a travaillé en étroite collaboration
avec les différents départements sur des projet d’amélioration
et d’innovation.
José RAKOTOASIMBOLA
Responsable Technique
FAHATERAHANA/ NAISSANCES : DERANIAINA Notahianiavo Nirina ( RANTO DERANIAINA Simon) / LALAIMPITIAVANA Anja Andraina
(LALAIMPITIAVANA Rija Natolotra) /HASINANTENAINA Finaritra (RANDRIANANTENAINA Michel Rolland)
FANANGANANA NY KOMITIN’NY ORINASA HO FAMPANDROSOANA NY FIFANAKALOZAN-KEVITRA
MISE EN PLACE DU COMITE D’ENTREPRISE POUR LA PROMOTION DU DIALOGUE SOCIAL
Araka ny andininy faha 159 amin’ny Fehezan-dalàna momba ny
asa dia atsangana ao amin’ireo orinasa rehetra fehezin’ny Fehe-
zan-dalàna momba ny asa ary manana mpiasa raikitra dimampo-
lo (50) no ho miakatra ny Komitin’ny orinasa.
Ity taona 2016 ity no nanangana ny Komitin’ny orinasa ny tato
amin’ny SOCOLAIT. Ho fanarahan-dalàna sy ho fampandrosoana
ny sehatry ny fifanakalozan-kevitra ary ny fifampiraharahana eo
amin’ny mpiasa sy ny mpampiasa no tanjon’izany.
Miisa 14 ireo solontenan’ny mpiasa ary 14 ny solontenan’ny
mpampiasa mandrafitra ny komity. Voasolo tena ao avokoa ireo
ivotoeram-piasana sy ireo sehatr’asa misy ato amin’ny orinasa.
Ny tombontsoa avy aminy
Hahafahana mampifandray ireo mpisehatra rehetra, indrindra
ny amin’ny fandinihana ireo olana maro samihafa ao anatin’ny
orinasa. Araka izany dia anisan’ny fitaovana enti-misoroka ny
krizy ara-tsosialy noho izy manome sehatra ny fifanakalozan-
kevitra.
Mampandroso sy manamafy orina ireo soatoavina iainana ao
anatin’ny orinasa noho ny fitantanana ny fiainan’ny orinasa ana-
tin’ny fiombonana sy ny mangarahara. Ary manamora kokoa ny
faneken’ny mpiasa ireo fanovana tian’ny mpampiasa ho-
tanterahina.
Ireo andraikitra sahaniny
- Akana hevitra sy manome ny heviny mialohan’ny andraisan’ny
mpampiasa fanapahan-kevitra momba ny raharaha rehetra ma-
hakasika ny fiainan’ny mpiasa: fepetra iasàna, raharaha sosialy
sy kolotoraly, fitandremam-pahasalamana, aro loza, fahasala-
mana ary tontolon’ny asa, fandroahana isam-batan’olona na
faobe noho ny antony ara-toe-karena, fifanolanana momba ny
asa.
- Manara-maso ny fampiharana ny lalàna sy ny fitsipika manan-
kery ary mandroso soso-kevitra ho amin’ny fanatsarana ny fam-
pandehanana ny orinasa.
Fepetra takiana hahatomombana ny asany
- Ny fanirian’ny andaniny sy ny ankilany hifanakalo hevitra ho
an’ny tombontsoa iombonana
- Ny fanekena ny fitovian’ny mpisehatra mandritra ny fifampira-
harahana
- Ny fahafahan’ny tsirairay maneho hevitra amin’ny fomba demokratika.
Ireo vina fohy ezaka
- Fihaonana voalohany sy fifidianana ny birao mpitantana
- Fametrahana ny Fitsipika anatiny
- Fametrahana ny fandaharan’asa
Selon l’Article 159 du Code de travail : « Il est institué, dans
toutes les entreprises assujetties au code du Travail et occupant
à partir de cinquante (50) travailleurs permanents, un Comité
d’Entreprise ».
La société SOCOLAIT vient de mettre en place cette année son
Comité d’entreprise dans une optique d’être en conformité avec
les textes et surtout favoriser la promotion du dialogue social et
la négociation collective.
La plateforme est constituée de 14 représentants des travail-
leurs et 14 représentants de l’employeur. Tous les sites ainsi
que les différentes directions sont représentés dans ce comité.
Les avantages de sa mise en place
La mise en place du comité d’entreprise permet d’associer tou-
tes les parties prenantes à l’examen des différents problèmes
au sein de l’entreprise, dont l’objectif est de trouver une solu-
tion efficace acceptable par tous. Donc, le comité d’entreprise
apparait comme moyen de préventif des crises sociales car pri-
vilégiant le dialogue social
Le comité d’entreprise favorise la culture d’entreprise par la
gestion concertée et transparente de la vie de l’entreprise. Ainsi
il facilite l’acceptation des travailleurs des innovations décidées
par l’employeur.
Les missions du Comité d’entreprise
- Mission de consultation et avis avant toute prise de décision
par l’employeur sur toutes les questions intéressant la vie des
travailleurs : conditions de travail, affaires sociales et culturel-
les, hygiène, sécurité, santé et environnement du travail, licen-
ciement individuel ou collectif pour motif économique et diffé-
rend du travail
- Mission de gardien du respect de l’application des lois en vi-
gueur et émission de propositions pour l’amélioration du
fonctionnement de l’entreprise
Les conditions de réussite de sa mission
- La volonté permanente de chaque entité à se concerter en vue
de la recherche du bien commun
- La reconnaissance de l’égalité entre les parties au moment
des négociations
- La participation libre de chaque entité au débat démocrati-
que.
Ses objectifs à court terme
- Première rencontre et élection des membres de bureau
- Mise en place du Règlement intérieur
- Mise en place de programme de travail
Représentants des Travailleurs
1er Collège
Représentants de l’Employeur
Les membres du Comité d’Entreprise pour le mandat 2016 – 2017
RAVELOKAMISY Haja Responsable commercial Antsirabe
RAZAFINDRABA Erhick Magasinier
ANDRIANARISANDY Ernest Commercial
ANDRIANARILALA Midget Responsable Laboratoire
RAMANINDRIMANANA Hariniaina Chargée Administration des ventes
RASOANAIVO Lalasoa Responsable Agence Majunga
RAKOTONARIVO Michel - Chauffeur
RAVALOMANANA Zo - Chauffeur
ANDRIAMANANIARY Nhini - Ouvrier
RAFANOMEZANTSOA Solo - Ouvrier
RASOLOFONIAINA Robert Manutentionnaire
RASOAFARA Marie Madeleine Femme de ménage
2ème Collège
RASANDIMANANA Mico Coordinateur de production
RAZAFIMAHENINA Rachel Coordinatrice HSE
RAVELOKAMISY Haja Responsable commercial Antsirabe
RAZAFINDRABA Erhick Magasinier
ANDRIANARISANDY Ernest Commercial
ANDRIANARILALA Midget Responsable Laboratoire
RAMANINDRIMANANA Hariniaina Chargée Administration des ventes
RASOANAIVO Lalasoa Responsable Agence Majunga
GIZY Doria - Directeur Administratif et Financer
LUCAS Vincent - Directeur Commercial Marketing et Entrepôt
RAMANDANIARIVO Marinà Responsable des Ressources Humaines
RATIARAY Felana Finance Controller
ANDRIANJATOVO Lianala Adjoint du Directeur de Production
DE LA FUENTE David Directeur d’Usine
RASOARAHONA Emmanuelle Assistante du Directeur Général
ANDRIAMAHEFA Fenitra Responsable Administration des ventes
RABEZANDRINA Onja Responsable Développement
RANDRIAMANAMPISOA Iharina Responsable Commerciale Tanà
RAMANDIMBISON Toavina Responsable Entrepôt et Logistique
Andranomena
RAKOTONAIVO Sitraka Assistant Administratif Entrepôt
Andranomena
RANAIVO Hanta Lalaina Responsable Entrepôt et Logistique
Tanjombato
ANDRIAMAHITSY Jemima Assistante Administrative Entrepôt
Tanjombato
Nosoratan’i / Ecrit par
Marinà RAMANDANIARIVO
(Tompon'Andraikitry ny sampana RH/Responsable RH)
Ireo hetsika nandraisan’i Socolait anjara Les évènements chez Socolait
Tsy ela akory izay, ny Socolait dia nandray anjara ta-
min’ny hetsika maro teto Antananarivo ary tany
amin’ireo faritra hafa ihany koa. Ny fandraisana anja-
ra amin’ireny hetsika ireny dia fanamafisana ny laza
ny orinasa ary fanakaikezana ny mpanjifa. Miankina
amin’ny fototry ny hetsika, ny habeny ary indrindra
ireo olona mety ho voakasik’izany.
Ankoatra ny famarotana
sy ny fanandramana ireo
vokatra, ireny hetsika ire-
ny dia lasa toerana fialana
voly ho an’ny mpitsidika.
Ary eo indrindra ihany
koa isika no manararotra
mikarakara lalao haha-
zoan’ireo mpitsidika loka maro samihafa: tao ny fifa-
ninana fisotroana yao, toraka kapaoka, fitsofana bao-
lina.
Tato ho ato
dia nanom-
boka nano-
kana toera-
na ho an’ny
ankizy isika
mandritra ireny hetsika ireny mba ahafahan’izy ireo
miaraka milalao amintsika: mandoko, fianarana saka-
fo, fianarana manodina ireo zavatra efa niasa mba
azo ampiasaina indray.
… Ny fanantonana ireo
ankizy dia manampy
antsika hanangana fia-
nakaviana Socolait , izay
ho lasa mpanapa-
kevitra amin’ny fiantse-
nana any aoriana.
Raha resahana manokana ny fampianarana ny fam-
piasana ireo zavatra efa niasa mba ho azo ampiasaina
indray: dia tsy isalasalana fa ny fako azo avy amin’y
fonosana dia anisan’ireo antony maro manimba ny
tontolo iainana ary isika Socolait dia mampianatra
sahady ireo ankizy tsy hanary fa hanome aina vaovao
ireo fonoson’ny vokatra nohaniny.
Ces derniers mois, Socolait a participé à de nombreux événements à Tana mais également en provinces. La participation à ces événements nous a permit de ren-forcer notre notoriété mais surtout de nous rappro-cher des consommateurs. Nous choisissons les évé-nements par rapport à leurs concepts, leurs envergu-res mais aussi par rapport au potentiel de nombre de cibles.
Mis à part les ventes direc-tes et les dégustations ha-bituelles des produits, ces événements deviennent de plus en plus un lieu d’amu-sement pour les visiteurs. Et bien sûr, on en profite
pour organiser des animations-jeux qui permettent aux visiteurs de gagner des lots : concours de buveur de yao, toraka kapaoka, souffleur de ballon
Dernière-m e n t n o u s a v o n s aménagé un espa-ce en-
fants sur notre stand pour que ces derniers puissent jouer avec nous durant les ateliers coloriage, explo-
sion pinata, atelier cuisi-ne, atelier recyclage... Se rapprocher des en-fants nous permettra de bâtir une génération Socolait qui sera les fu-turs décideurs d’achat.
Une parenthèse sur l’atelier de recyclage : sans aucun doute, les déchets des emballages sont parmi les fac-teurs qui polluent l’environnement et avec beaucoup d’anticipation nous apprenons aux enfants à recycler les pots et les boites des produits qu’ils consomment.
Nosoratan’i / Ecrit par
Niriavotra RANDRIANARIVELO
(Tompon'andraikitra Marketing / Responsable Marketing)