Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.”...

11
NY IRAK'I JESOSY Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015

Transcript of Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.”...

Page 1: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

NY IRAK'I JESOSY

Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015

Page 2: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

“Fa

efa

tong

a ny

Zan

ak’ o

lona

hita

dy sy

ha

mon

jy n

y ve

ry.”

(Lio

ka 1

9:10

)

HITADY

Ilay ondry very

Ilay farantsakely very

Ilay zanaka very

HAMONJY

Tombotsoa tsy nohararaotina

Ilay mpanan-karena sy Lazarosy

Tombotsoa nohararaotina

Bartimeo

Zakaiosy

Page 3: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

ILAY ONDRY VERY“Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato, ka very ny anankiray, no tsy mandao ny sivy amby sivi-folo any an-efitra ka mandeha hitady ilay very mandra-pahitany azy?” (Lioka 15:4)

Mety ho tsapan'ilay ondry fa very izy, kanefa tsy hainy ny mamonjy ny tenany.Iza no asehon'ilay ondry?Io ondry io dia maneho ireo izay mahatsapa fa nanalavitra an'Andriamanitra izy, kanefa tsy fantany ny fomba ahitana Azy.Mila an'Ilay Mpiandry ondry izy ireo hamonjy azy sy haneho azy ireo ny lalàna ho any amin'ny Famonjena Isika no fitaovana eo am-pelatanan'Andriamanitra hitady ny olona ary hitondra azy ireo ho eo an-tsandrin'i Jesosy.

MITADY

Page 4: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

ILAY FARANTSAKELY VERY“Ary iza moa no vehivavy manana farantsakely folo, ka very ny anankiray, no tsy mampirehitra jiro ka mifafa trano sy mitady fatratra mandra-pahitany azy?” (Lioka 15:8)

Fantatr'ilay vehivavy fa very ny farantsakely. Na izany aza, tsy fantatr'ilay farantsakely fa very izy. Iza no asehon'ity farantsakely ity? Io farantsakely io dia maneho ireo izay very vokatry ny fahotany kanefa tsy mahafantatra an'izany akory. Nanalavitra an'Andriamanitra izy, nefa tsy fantany. Mihevitra na dia ireo izay tsy miraika amin'ny fitiavany aza i Jesosy.Iriany isika hikatsaka am-pahazotoana ireo olona ireo. Mila ampianarina ny amin'ny ilainy izy ireo, amin'izay izy dia afaka ny hahatsapa ny toerana misy azy sy ny fahatongavan'ny Famonjena.

MITADY

Page 5: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

ILAY FISITAHANA (and. 11-12)

Tsy azony ny hevin'ny fiarovana feno fitiavana ao amin'ny Lalàn'Andriamanitra (ny famerana sy ny fandrarana). Noho izany, dia nanapa-kevitra ny hanao fiainana ao anaty “fahalalahana” tsy misy fameperana sady lavitra ny fitiavan'Andriamanitra izy.

ILAY FAHADISOAM-PANANTENANA(and. 13-16)

Niaina tao anaty faharatsiam-pitondran-tena izy. Nivelona tamin'ny fampanantenana foana ny fahafinaretan'ny fahotana… mandra-pinjinjany ny vokatra mangidy indrindra avy amin'izany

ILAY FANDINIHAN-TENA(and. 17)

Azony amin'izay fa Andriamanitra manana ny zavatra rehetra, fa izy tsy manana na inona na inona. Tsy manome tsiny antsika ny Fanahy Masina amin'ireny fotoana ireny, fa mitarika antsika hihevitra indray ny fanapahan-kevitra noraisintsika. Manasa antsika Izy mba hiverina indray eo an-tanan'Andriamanitra feno fitiavana.

ILAY FODIANA (and. 18-20)

Natoky ny fitiavan'ny rainy sy ny famelankelokany izy.Niaiky ny fahotany izyNanaiky ny tsy faha-mendrehany izy. (tena fibebahana).Nanambara ny faniriany hiaina miaraka amin'Andriamanitra indray izy ary nataony tokoa izany.

ILAY ZANAKA VERYNy fanoharana momba an'ilay zanaka “adala” ao amin'ny Lioka 15:11-32 dia tantarana-raim-pianankaviana iray (Andriamanitra) sy ireo zanany very. Ny iray amin'izy ireo dia nanalavitra ny rainy. Ny anakiray kosa nipetraka tao aminy saingy tsy nahafantatra azy akory.

MITADY

ILAY ZANDRINY ILAY RAY ILAY ZOKINY

Page 6: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

ILAY ZANAKA VERYMITADY

ILAY FIANDRASANA (and. 20-21)Vao niala ilay zanaka dia efa nanomboka ny fiandrasana. Ilay ray miandry ny fiverenan'ny zanany no sary mazava indrindra maneho ny toetran'Andriamanitra.

ILAY FIFALIANA (and. 22-24)

Mankalaza ny fanahy tsirairay izay miverina Aminy Andriamanitra sy ny anjeliny. Ny olona tsirairay izay mibebaka dia mahafeno fifaliana ny Lanitra.

VERY NEFA TSY MAHALALA IZANY (and. 25-32)Hainao ve ny miaina miaraka amin'Andriamanitra, nefa sady manalavitra Azy ao am-ponao ao?Hainao ve ny mitoky tanteraka amin'ny fahamarinanao ka tsy manaiky ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fahamarinany ho anao sy ho an'ny hafa?Hainao ve ny tena mankahala mpanota iray ka tsy tianao Andriamanitra hamela ny helony?Hainao ve ny hiditra ao an-tranon'Andriamanitra? Hainao ve ny miaraka am-panetre-tena ao amin'ny fety natao ho an'ny mpanota iray mibebaka? Avia, fa miandry anao izahay.

ILAY ZANDRINY ILAY RAY ILAY ZOKINY

ILAY ZANDRINY ILAY RAY ILAY ZOKINY

Page 7: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

ILAY MPANAN-KARENA Fiainana Nahazo zava-tsoa

Manadino an'Andriamanitra

Fahafatesana Nalevina

Nohelohina

LAZAROSYFiainana Nahazo zava-dratsy

Natokyan'Andriamanitra

Fahafatesana “Ny asany manaraka azy.” (Apok. 14:13)

Voavonjy

ILAY MPANANKARENA SY LAZAROSY (Lioka 16:19-31)HAMONJY

Page 8: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

“Ny fanoharana momba ilay mpanankarena sy Lazarosy no anehoan'i Kristy fa eto an-tany no anapahan'ny olona izay ho anjarany mandrakizay. Atolotra ny fanahy tsirairay ny fahasoavan'Andriamanitra mandritra ny fotoana itoriana ny filazantsara farany. Nefa raha tobatobain'ny olona foana ireo fotoana mety ireo ho amin'ny fahafinaretan'ny tena, dia mampisaraka ny tenany amin'ny loharanon'ny fiainana mandrakizay izy. Tsy hisy intsony fotoana hafa hizahan-toetra azy intsony any aoriana. Noho ny safidy nataony, dia nampijadona tevana tsy azo hitana izy manelanelana azy sy Ilay Andriamaniny.”

E.G.W. (Henoinareo ny Fanoharana, tk. 21, pj. 219)

Page 9: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

BARTIMEO (Lioka 18:35-43)

Mpangataka jamba iray no teo am-bavahadin'i Jeriko. Mangataka no fivelomany. Na izany aza, naniry fatratra ny fikarakarana ny fanahiny izy. Ny Mesia ihany—Ilay Zanak'i Davida—no afaka manome izany azy.Tsy nisy olona navelany hampangina azy rehefa henony fa mandalo i Jesosy. Nangataka mafy ny hihaona amin'ny Mpamonjy izy.

“Ireo rehetra izay mahatsapa ny filany an'i Kristy toa an'i Bartimeo jamba, ary mangetaheta fatratra sy tapa-kevitra tahaka azy, dia handray ny fitahiana izay iriany indrindra toa azy koa.”

E.G.W. (Sons and Daughters of God, 29 Aprily)

“Dia niantso mafy ralehilahy ka nanao hoe: Ry Jesosy, Zanak’ i Davida ô, mamindrà fo amiko!’” (Lioka 18:38)

HAMONJY

Page 10: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

ZAKAIOSY (Lioka 19:1-10)“Fa Zakaiosy kosa nitsangana ka nanao tamin’ ny Tompo hoe: Indro, Tompoko, ny antsasaky ny fananako omeko ho an’ ny malahelo; ary raha misy zavatr’ olona nalaiko tamin’ ny fanambakana, dia honerako avy efatra heny izany.” (Lioka 19:8)

Na ny tantaran'i Zakaiosy na ny an'ny Bartimeo dia samy ohatra maneho an'i Jesosy tonga “hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10)1. Zakaiosy dia liana te hahita an'i Jesosy.2. Tsy nisy olona nanana fikasana haneho azy an'i

Jesosy.3. Nitady an'i Jesosy samy irery izy.4. Tsy mba nanaraby azy Jesosy rehefa nahita azy.

Ny mifanohatra amin'izany aza, nanasa ny tenany hiara-misakafo hariva miaraka aminy ao an-tranony Izy.

5. Nanasa azy hanaiky ny famonjena Jesosy raha teo am-pisakafoana ry zareo.

6. Nanaiky Zakaiosy ary niova fihetsika nanaraka izany.

“Ary hoy Jesosy taminy: Anio no tonga eto amin’ ity trano ity ny famonjena, fa izy dia zanak’ i Abrahama koa.” (Lioka 19:9)

HAMONJY

Page 11: Lesona 8 ho an'ny 23 May, 2015. “Fa efa tonga ny Zanak’ olona hitady sy hamonjy ny very.” (Lioka 19:10) HITADY Ilay ondry very Ilay farantsakely very.

“Ianao va tena mpampianatra araka ny fomban'Andriamanitra tokoa? Raha tena mpampianatra niova fo ianao, dia tokony ho afaka ny hahazo fa tsy hitondra, hanintona fa tsy hampihemotra, ireo fanahy izay nahafatesan'i Kristy. Hiambina sy hikarakara ireo ondry sy zanak'ondry izay ao amin'ny valan'i Kristy ianao. Raha mania izy ireo, dia tsy hamela azy ireo ho very ianao, fa handeha hitady sy hamonjy izay very. Ny lanitra manontolo no vonona hanampy anao amin'io asa tsara io. Ny anjely no hanampy anao amin'ireo ezaka ataonao hitadiavana ny fanalahidin'ny fon'ireo tena sarotra hahitsy sy tsy tan-dalana. Handray fahasoavana sy hery manokana avy amin'i Kristy ianao, Izy izay afaka manome anao avy amin'ny fahafenoany tsy hita lany. Koa dia ho mendrika ny ho mpiara-miasa amin'Andriamanitra ianao, iray amin'i Kristy amin'ny ezaka ataonao hamonjy ny very, ary ny vokatry ny asam-pitiavana ataonao dia ho hita tsy amin'ny fotoany ihany, fa mandritra ny mandrakizay.”

E.G.W. (Counsels on Sabbath School Work, tk. 6, pj. 175)