Fiompiana trondro 01 Ara = 10m x 10m an-dombo (fanatavezana) · Fiompiana trondro an-dombo...

2
Fiompiana trondro an-dombo (fanatavezana) Fikojakojana Fikojakojana Fikojakojana Fikojakojana Arovana amin’ny fahavalo Avadika ny valanjezika na soloana rehefa lany tsiro Afaka mitondra sakafo fanampiny amin’ny ora sy toerana tsy miova Isan ’ ny trondro ao anaty dobo 1 ara Isan ’ ny trondro ao anaty dobo 1 ara Isan ’ ny trondro ao anaty dobo 1 ara Isan ’ ny trondro ao anaty dobo 1 ara Miankina amin’ny halehiben’ny dobo sy sakafo omena: Tsy misy sakafo fanampiny = 50 Misy sakafo fanampiny = 100 01 Ara = 10m x 10m Fiotazana sy vokatra Fiotazana sy vokatra Fiotazana sy vokatra Fiotazana sy vokatra Fotoam Fotoam Fotoam Fotoam- - -piompiana trondro hatavezina aty Ihorombe piompiana trondro hatavezina aty Ihorombe piompiana trondro hatavezina aty Ihorombe piompiana trondro hatavezina aty Ihorombe Fampidirana zana-trondro Fikarakarana sy fikojakojana Fanangonana ny vokatra Déc—Janv Janv - Oct Oct - Nov 10m 10m Azo alaina afaka 8 na 10 volana Lanjany: 600-800g/trondro raha tsara sy ampy ny sakafony Association FERT Projet AROPA Association FERT Projet AROPA Association FERT Projet AROPA Association FERT Projet AROPA Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 E E E- - -mail : [email protected] mail : [email protected] mail : [email protected] mail : [email protected]

Transcript of Fiompiana trondro 01 Ara = 10m x 10m an-dombo (fanatavezana) · Fiompiana trondro an-dombo...

Page 1: Fiompiana trondro 01 Ara = 10m x 10m an-dombo (fanatavezana) · Fiompiana trondro an-dombo (fanatavezana) FikojakojanaFikojakojana • Arovana amin’ny fahavalo • Avadika ny valanjezika

Fiompiana trondro an-dombo (fanatavezana)

FikojakojanaFikojakojanaFikojakojanaFikojakojana • Arovana amin’ny fahavalo • Avadika ny valanjezika na soloana rehefa lany tsiro • Afaka mitondra sakafo fanampiny amin’ny ora sy toerana

tsy miova

Isan ’ ny trondro ao anaty dobo 1 araIsan ’ ny trondro ao anaty dobo 1 araIsan ’ ny trondro ao anaty dobo 1 araIsan ’ ny trondro ao anaty dobo 1 ara Miankina amin’ny halehiben’ny dobo sy sakafo omena: • Tsy misy sakafo fanampiny = 50 • Misy sakafo fanampiny = 100 01 Ara = 10m x 10m

Fiotazana sy vokatra Fiotazana sy vokatra Fiotazana sy vokatra Fiotazana sy vokatra FotoamFotoamFotoamFotoam----piompiana trondro hatavezina aty Ihorombepiompiana trondro hatavezina aty Ihorombepiompiana trondro hatavezina aty Ihorombepiompiana trondro hatavezina aty Ihorombe

Fampidirana zana-trondro

Fikarakarana sy fikojakojana

Fanangonana ny vokatra

Déc—Janv

Janv - Oct

Oct - Nov

10m 10m

• Azo alaina afaka 8 na 10 volana • Lanjany: 600-800g/trondro raha

tsara sy ampy ny sakafony

Association FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPA Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313

EEEE----mail : [email protected] : [email protected] : [email protected] : [email protected]

Page 2: Fiompiana trondro 01 Ara = 10m x 10m an-dombo (fanatavezana) · Fiompiana trondro an-dombo (fanatavezana) FikojakojanaFikojakojana • Arovana amin’ny fahavalo • Avadika ny valanjezika

Fampidirana ny trondro ao anaty doboFampidirana ny trondro ao anaty doboFampidirana ny trondro ao anaty doboFampidirana ny trondro ao anaty dobo • Tsy tonga dia ararka ao anayt dobo • Anasahana ny rano ao anaty siny nitondrana ny trondro ary tapohana amin’ny rano ao anaty dobo

• Atao ao an-dobo ny siny nefa tsy mbola araraka nyb tron-dro

• Avela hiala antsitrampo tao anaty siny ny trondro

Fanaovana valanjezika Fanaovana valanjezika Fanaovana valanjezika Fanaovana valanjezika • Antony: hiteraka biby kely • Ilaina: ahitra maina, ahitra maintso, lavenona, tain’omby le-na, voankazo simba.

• Toerana asiana azy: eny amin’ny zoro lavitra ny fidiran’ny rano

• Refiny: savaivo 1m • Isany: miankina amin’ny halehi-ben’ny dobo

Fisafidianana ny tanyFisafidianana ny tanyFisafidianana ny tanyFisafidianana ny tany

• Atao misolampy (misy lalina sy marivo)

• Refiny: marivo (0,6 - 0,8m) lalina 1 - 1,2m

Fihadiana ny doboFihadiana ny doboFihadiana ny doboFihadiana ny dobo

• Atao matevina ny talaha-ka (in3 ny tampony ny fanambaniny)

• Damaina mba ho mafy tsara ny talahaky

• Misy makarakara eo amin’ny fidirana sy fivoahan’ny rano

• Misy fantsona 3 fitatanadrano (fampidirana 1, fandritana 3 ary fanariana raha be loatra 2)

• Asiana vato eo amin’ny fanam-banin’ny fantsona fidiran-drano

• Toera misy rano mandavan-tao • Tsy atahora amin’ny tondra-drano

• Toera somary misolampy mba hanamora ny fitanan-drano

• Toerna tsy be fasika fa misy tany

• Tsaratsara kokoa ny dobo raha atao efa-joro.

1 2

3

VALAN-JEZIKA

Avela hivoaka tsikelikely