Dinika ho-ahy

7
Indray andro hono........ Once upon a time........ Il était une fois......... Ny 07 janoary 2015..... On 07 th january 2015.... Le 07 Janvier 2015.... Famonoana ny mpanao gazety iray tao amin’ny “Charlie Hebdo” tany France The murder of a journalist of “Charlie Hebdo” in France L’assassinat d’un journaliste de “Charlie Hebdo” en France Eny, ny olona rehetra dia niteny hoe “Izaho Charlie sa manaraka an’i Charlie aho...” Yes, everybody says “I am Charlie or I follow Charlie....Oui, tout le monde dit je suis “Charlie....Nanaraka izany koa ny ankamaroantsika Malagasy nahara- baovao... Most of Informed Malagasy followed that... La majorité des Malagasy informés l’ont suivi...

Transcript of Dinika ho-ahy

Diapositive 1

Indray andro hono........Once upon a time........Il tait une fois.........Ny 07 janoary 2015.....On 07th january 2015....Le 07 Janvier 2015....Famonoana ny mpanao gazety iray tao aminny Charlie Hebdo tany FranceThe murder of a journalist of Charlie Hebdo in FranceLassassinat dun journaliste de Charlie Hebdo en FranceEny, ny olona rehetra dia niteny hoe Izaho Charlie sa manaraka ani Charlie aho...

Yes, everybody says I am Charlie or I follow Charlie....

Oui, tout le monde dit je suis Charlie....

Nanaraka izany koa ny ankamaroantsika Malagasy nahara-baovao...

Most of Informed Malagasy followed that...

La majorit des Malagasy informs lont suivi...

Indray koa hono....Once upon a time....Il tait une fois...Famonoana ny mpianatra miisa 147 tao aminny anjerimanontolo iray tao Kenya...The murder of 147 students at an university in Kenya...Lassassinat de 147 tudiants dans une universit en Kenya...Ny 02 Aprily 2015.....On 02nd April 2015....Le 02 Avril 2015....Eny, vitsiana ary tsy nisy ny niteny hoe keniana aho....

Yes, nobody says I am a kenyan....

Oui, personne na dit je suis kenyen....

Nanaraka izany koa ny ankamaroantsika Malagasy nahara-baovao...

Most of Informed Malagasy followed that...

La majorit des Malagasy informs lont suivi...

Indray koa hono....Once upon a time....Il tait une fois...Ny 26 Oktobra 2015.....On 26th October 2015....Le 26 Octobre 2015....Famonoana ny mpanao gazety iray tao aminny La Gazette de la Grande Ile teto Madagasikara...The murder of a journalist of La Gazette de la Grande Ile in Madagascar...Lassassinat dun journaliste de La Gazette de la Grande Ile Madagascar...

Eny, vitsiana ary tsy nisy ny niteny hoe malagasy aho.... teny an-dlana

Yes, nobody says I am a malagasy.... on the way

Oui, personne n a dit je suis Malgache.... sur la routeNanaraka izany koa ny ankamaroantsika Malagasy nahara-baovao...

Most of Informed Malagasy followed that...

La majorit des Malagasy informs lont suivi...

RAMIKA

Indray andro hono........Once upon a time........Il tait une fois.........Ny 13 Novambra 2015.....On 13th November 2015....Le 13 Novembre 2015....Fahafatesanolona 120 tao Parisy...The death of 120 people in Paris...La mort de 120 personnes Paris..Eny, ny olona rehetra dia niteny hoe Mivavaha ho anny Parisy...

Yes, everybody says Pray for Paris....

Oui, tout le monde dit Prier pour Paris....Nanaraka izany koa ny ankamaroantsika Malagasy nahara-baovao...

Most of Informed Malagasy followed that...

La majorit des Malagasy informs lont suivi...

Indray andro ka hatraminizao....One day until now....Il tait une fois jusqu maintenant...Fibodoanireo frantsay ny tanintsika Malagasy...The grabbing of malagasy lands...Laccaparement des terres malagasy par certains franais...Eny, vitsiana hoe malagasy aho.... teny an-dlana

Yes, few people say I am a malagasy.... on the way

Oui, peu de gens disent je suis Malgache.... sur la route

Manaraka izany koa ny ankamaroantsika Malagasy nahara-baovao ary moana mihitsy aza...

Most of Informed Malagasy follow that, and remains dumb...

La majorit des Malagasy informs le suivent, et restent muets...

Ny aina dia aina ihany...

Life is still a life...

Une vie cest une vie...Iza no iza, ary iza no mendrika inona...?

Who is who, and who does merit what...?

Qui est qui, et qui mrite quoi...?

Cest parce quils sont de couleur diffrente ?

Tandremo.....

Ary sao dia mba izaho ry izany e....?Misaotra aminny fandinihan-tena, TataNy fitiavan-tanindrazana diso toerana dia miteraka fankahalna vahiny....

The patriotism in a wrong way turns to homophobia

Le patriotisme mal plac entrane lhomophobie

Tandremo koa anefa sao dia mahazo....Be careful too if not youll get....Attention aussi sinon vous aurez....