T e-ka e a Alakamisy 5 martsa 2020 7 Mpiandry F Pr Jonah ... · BNI Antsakaviro) 020 22 329 85-M...

Post on 03-Jul-2020

4 views 0 download

Transcript of T e-ka e a Alakamisy 5 martsa 2020 7 Mpiandry F Pr Jonah ... · BNI Antsakaviro) 020 22 329 85-M...

7Lah 1024Toe-karena

FANAOVANA LAVANTY

Tsy nisy nahasahy nividy ny entan’nyHotel A&C ny olona

www.gvalosoa.com

Malagasy, voafidy ho fi-loha eran-tanin’ny IPS,International PrimatologySociety, fikambananaeran-tany miaro ny va-rika, i Pr Jonah Ratsimba-zafy, filohan’ny GERP, naGroupe d’Etude et de Re-cherche sur les Primatesde Madagascar, sadympampi-anatra mpika-roka eny amin’ny Oniver-siten’Antananarivo. Nyherinandro lasa teo izy novoafidy ho filoha hitarikaity fikambanana iraisam-pirenena miaro ny ant-soina hoe Primates ity, aoanatin’ izany ny fiarovanany varika. Mandritra ny 5taona no hitarika ity fi-kambanana iraisam-pirenena IPS ity Pr Jonah Ratsimbazafy, satriamanombo-ka amin’izao taona 2020 izao izy no ho filohan’ity fikam-banana ity, ka hatramin’ny taona 2024. Ireto no ho mpikambanaao amin’ny biraon’ny IPS, hitantana ity fikambanana iraisam-pire-nena ity miaraka amin’i Pr Jonah Ratsimbazafy hatramin’ny taona2024: Susana Carvalho filoha lefitra avy any Grande Bretagne, hi-sahana ny lafiny etika,… Steve Ross filoha lefitra avy any Etazonia,hisahana ny fikoloana ireo biby karazan’ny hoe ompiana. Cat Ho-baiter avy any Grande Bretagne, filoha lefitra hisahana ny serase-ran’ny IPS. Patricia Izar avy any Brezila, filoha lefitra hisahana nylafiny fanabeazana. Mpikaroka miezaka mafy amin’ny fiarovana nybiby sy ny zava-maniry eto amintsika I Pr Jonah Ratsimbazafy, izyihany koa no anisan’ny namorona ny hetsika fanao isan-taona:“Dian’ny Varika maneran-tany”, ka heverina fa izany no anisan’nynifidianan’ireo mpikaroka eran-tany azy ao amin’ny IPS, hitarika ityfikambanana iraisam-pirenena ity.

Aly

Alakamisy 5 martsa 2020

Pr Jonah Ratsimbazafy, Malagasy filohan’ny IPS.

Pr Jonah Ratsimbazafy

Malagasy voafidy ho filohaeran-tanin’ny IPS

Araka ny efa voalaza dianatao omaly ny lavanty nyentana tao amin’ny Hotel

A&C eny Ivato, izay an-dRama-toa Razaimamonjy Claudine.Raha ny hita teny amin’ny toe-rana nanaovana lavanty, tsynisy nahasahy nividy ny en-tan'ny Hotel ny olona. Lafo loa-tra ny vidiny, raha ny nambaran'ireo olona nanatrika ny lavanty.Ankoatr’izany, alahelon’olonakoa ny fivarotana ny fananany,ka sarotra amin’ny Malagasykoa izay hividy entana misy ala-helon’olona izany. Fiara ananki-ray, ohatra, 575 tapitrisa ariaryny vidiny. Izay manome ambo-niny amin'io vidiny napetraka iono mahazo ny fiara. Torak'izany,tsy maintsy vidiana miaraka nyvera sy latabatra, miampy vatafampangatsiahana sy ny koja-koja hafa, mitentina 40 tapitrisaariary. Noho izay antony izay,noraisin'ny DGI, na ny foibem-pitantanana ankapoben'ny he-tra ireo entana. Mahakasika ityraharaha ity toa mifangaroihany ny akoho sy ny vorona,tsy voaaraka ny fampiharana nylalàna, satria samihafa ny per-sonne morale, A&C izy eto, syny personne physique: Razai-mamonjy Claudine eto. Rahahiverenana ny soratra eo amin'ny lavanty dia hoe "Aux préju-

dices de Madame RAZAIMA-MONJY Claudine Marie Odette,en détention à Antanimora",izany hoe fananan'i Claudinemanokana madiodio (personnephysique) izany no resaka eto,izay no tokony hatao lavanty.Hatreto aloha, tsy misy nahitainona ny didim-pitsarana na-kana ireo entana ireo, fa andaoatao hoe nisy, satria izay tara-tasy izay no tsy maintsy nasehony forces tamin'ny requisitionsnakana azy ireo hiaraka amin'ny vaditany anatanteraka ilayfakana entana. Raha nisy di-dim-pitsarana dia mazava fadidy efa tsy azo ivalozana, katapitra daholo ny voie de re-cours rehetra, na fampakaranaizany. Tokony hanao appel, nafampakarana anefa i Claudinesy ny fianakaviany momba ityraharaha ity rah any tena ma-rina. Nisy anefa fiaran'ny zanak’i Claudine, ilay Mustang voa-laza fa tsy misy carte grise,misy koa machine à laver in-dustrielle, izay hita fa nobatainatao amin'ny Hotel A&C. Izanyhoe samy nalaina ny fanananamanokan'i Ramatoa Claudine,no nobedaina koa ny fananan'iA&C, nefa aza adino fa orinasany A&C ary actionnaire nampampiasa vola ao anatinyihany koa Claudine, ka tsy azo

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE29/02/20 hatramin’ny

07/03/2020

- ANALAKELY (En faceTAHALA RARIHASINA)020 22 236 81/ 033 90338 34 / 034 48 788 96

- MAHASOAVA (PrèsBNI Antsakaviro) 020 22329 85

- MANJAKARAY (Lot II DTer Manjakaray) 020 22456 78/032 12 456 78

- ANKADIFOTSY (Anka-difotsy) 020 22 22207/034 22 222 07/033 85991 20/032 24 705 51

- TANA (Antsahavola)020 22 207 17/033 05207 17/034 05 20717/032 05 207 17

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:gvalosoa@yahoo.com

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1024-03-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 312

Mitsivalana- Lasantsy

- T/ale – Maso

(miv)

- Mamo

- Bibilava

- Anana – Do

(miv)

- Razana (miv)

- Soa – Hira (miv)

Mitsangana- Lamba

- Alainao

- Sembana

- (V)oina

- No – Laza

- Tsia – Ar

- Sa – Vory

- Daomy (miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00331111))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Faly sy ravo 2. Soloina – Tampisaka 3. Sakafo – Mariho 4. Lafy 5. Solfa – Fanampin’anarana – Mari-danja 6. Be taona– Mpanondro toerana 7. Faran-teny – Maika sy faingana 8. Mpanafaka masina (miv) – Efaina 9. Marina (miv) – Tsirin-teny Iharana 10. Hita amin’ny vorona sy biby manidina – Mam-pisafidy

Mitsangana

A. Marihinay B. Vonjenay D. Tovona – Antsasaky ny solikaE. Fivoy amin’ny kodiaran-droa F. Manambara (miv) G. Tsinjo– Mari-bola H. Tsy fahampian-tsakafo I. Tsy masaka (BL) –Esotra J. Sondrotra K. Haja sy voninahitra – Azera, ravaina

Mitsivalana

1. Antsika – Sy 2. Ao – Foy 3. Korana– Asa 4. Ory – Aminao 5. Hakarina 6. Fararano (miv) 7. Na – Vary (miv) –Ba 8. Railovy 9. No – Iraka 10. Ampio– Aia ?

Mitsangana

A Ankohonana B. Orana – OM D. Tarika

E. Soa – Ariary F. Narary G. Amiraly

H. Fa (miv) – Arovanay (miv) I. Fanao

(miv) – Vay J. Sisa – Bika K. Aotra

Valiny Teny mifanaraka 0311

Hekitara (miv)

Ilaina @lakana

Naoty

Potika

Fiandohan’nytrosa

Mitempo

Marihiny

Zaodahy (miv)

Hazo tapaka

Milazafotoana

Noraisina

Voankazo

Ray aman-

dreny

Vahoaka

Ambony

Heloka

Marika (BR)

Fonenana (BR)

Asa

Voaray

Areti-nify

Biby misy

akora

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 312

afangaro velively hoe nigadratakian'ny fanjakana vola i Clau-dine, dia ny A&C no bedaina.Ilaina famaizana tokoa izaynangalatra sy nanodikodim-bola teto amin'ny firenena, faaza hijerena tavan'olona kalasa miendrika fanenjehan'olona na valifaty politika. Maroihany koa ireo orinasa tsy man-doa hetra, takio avokoa.Any ivelany dia avoaka ho hi-tan'olona ny vola sy ny bilann'ny orinasa rehetra, na ny volamaty, chiffre d'affaire, na nytombom-barotra,bénéfice, ahi-tana ny Hetra naloany. Ny an-tony dia tsotra, tsy volan'nytompon'ny orinasa ny volan'nyorinasa, ka raha misy presta-taire na client na fournisseuran'ny orinasa dia mila maha-toky izy fa ara-dalàna ahaloa nyvolany, na afaka hanome azyny service tadiaviny ilay orinasahiara-hiasa aminy. Eo koa ny fa-hatokisana apetraky ny action-naire sy ny mpanjifa ary nyfanjakana amin'ilay orinasa.Ny antsika ny orinasa mijoro re-hetra, indrindra fa orinasa ma-lagasy dia potehina avokoa,dorana, atao izay androahanampiasa, nefa ny toe-karenamiorina voalohany amin'ny fa-nanan'asan'ny mponina.

Aly